06/06/2026
💥💥Ho an Antananarivo sy ny manodidina tonga ary inty ilay fotoana iarahantsika amin ny ❤️❤️tarika NY AINGA❤️❤️ fotoana efa ela be tsy nisy izay ahitatsika ny tarika Grand complet ary hanomezantsika voninahitra ny kanto nataon i OM -GUI nandritra izay folo taona nahalasanan ny izay
koa andao daholo ary amin ny 16 aout 2026 ao ANTSAHAMANITRA manomboka amin ny 2ora❤️🔥❤️🔥
cont : 0345435847/0331035847