Tontolon'ny Dijaka

Tontolon'ny Dijaka iFormaticien ✔
éLectronicien✔
iNfographiste✔
DJ Généraliste✔
☎: 0348700214

🎧🔥 𝐅𝐎𝐑𝐌𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐃𝐉 – 𝐓𝐇𝐄́𝐎𝐑𝐈𝐄 & 𝐏𝐑𝐀𝐓𝐈𝐐𝐔𝐄 – 𝐌𝐈𝐒𝐎𝐊𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐍𝐀! 🔥🎧🔊 Te hianatra DJ ve ianao ?🎶 Te hahay manao mix, scr...
28/07/2026

🎧🔥 𝐅𝐎𝐑𝐌𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐃𝐉 – 𝐓𝐇𝐄́𝐎𝐑𝐈𝐄 & 𝐏𝐑𝐀𝐓𝐈𝐐𝐔𝐄 – 𝐌𝐈𝐒𝐎𝐊𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐍𝐀! 🔥🎧

🔊 Te hianatra DJ ve ianao ?
🎶 Te hahay manao mix, scratch, sy animation DJ ?

✅ Fotoana izao hanombohanao, miaraka amin’ny fianarana mazava sy mivantana ho an’ny rehetra.

👨‍🏫 ATELIER DJ MIVANTANA

🎛 20% théorie / 80% pratique
🕒 3 ora isan’andro
📅 LEVEL 1 : 3 andro
👥 Mpianatra vitsy (4 ihany)

🎧 Formation progressive : manomboka amin’ny basic ka hatramin’ny niveau intermédiaire

TOLOTRA MANOKANA

💻 ho an'ny tsy mbola manana contrôleur'
👉 Misy offre spécial ho an’ireo manana ordinateur ihany
👉 Afaka mianatra mix amin’ny logiciel DJ (sans contrôleur) aloha

🧰 Matériel ilaina :

💻 Ordinateur portable (Windows na Mac)
🎧 Casque DJ
🎚️ Contrôleur DJ (raha misy)

🎵 Logiciel DJ : VirtualDJ / Serato / Traktor
💡 Afaka manampy amin’ny installation sy configuration aho

✅ Hianaranao :

🎼 Fametrahana sy fikirakirana logiciel DJ
🎚️ Mix 2 morceaux & transition clean
🎧 Pré-écoute, loop, hot cue
🌀 Introduction scratch & effets
📂 Fitantanana playlist & DJ set complet

📞 CONTACT & INSCRIPTION :

📱 WhatsApp / Appel : 034 87 002 14

🎤 Micro F11-2 amidy💰 Vidiny: 40 000 Ar✅ Mety amin'ny livestream, vidéo, interview, podcast, sy fandraisam-peo.📞 Antsoy n...
28/07/2026

🎤 Micro F11-2 amidy

💰 Vidiny: 40 000 Ar

✅ Mety amin'ny livestream, vidéo, interview, podcast, sy fandraisam-peo.

📞 Antsoy na WhatsApp:
034 87 002 14

🔥VIDÉO COURS DJING ULTRA-COMPLET(Formation complète pour devenir DJ professionnel)📦 CONTENU DU PACK :✔ Cours Scratch – T...
27/07/2026

🔥VIDÉO COURS DJING ULTRA-COMPLET
(Formation complète pour devenir DJ professionnel)

📦 CONTENU DU PACK :
✔ Cours Scratch – Techniques avancées
✔ Bases du Scratch – Fondamentaux essentiels
✔ Cours de DJing – Mixage professionnel
✔ Sample Scratch – Bibliothèque de sons exclusifs

⚡ Inclus dans le pack :
✔ 6 dossiers bien structurés
✔ 46 fichiers vidéo HD (MP4)
✔ Compatible : PC / Mac / Smartphone

📌 Paiement sécurisé | Livraison immédiate

📲 Commandez maintenant :
📞 Téléphone / WhatsApp : 034 870 0214

SAMPLE SCRATCH PACK – DISPONIBLE ! 🔥👉 Te hampiakatra ny niveau-nao amin’ny scratch ve ianao?👉 Mitady sound pro sy tools ...
22/07/2026

SAMPLE SCRATCH PACK – DISPONIBLE ! 🔥

👉 Te hampiakatra ny niveau-nao amin’ny scratch ve ianao?
👉 Mitady sound pro sy tools tsara ho an’ny mix-nao?

💥 ITY NO VAHAOLANA HO ANAO!

📂 Ao anatiny :
✅ Accapella ho an’ny scratch
✅ Sample Scratch FX pack
✅ Scratch DJ Toolkit
✅ Scratch sentences
✅ Instrumentals & tools ho an’ny turntablism
✅ Serato Battle Breaks & Scratch Beats

compatible amin’ny :
✔ Serato
✔ Traktor
✔ Virtual DJ

Tena ilaina ho an’ny :
• DJ débutant
• DJ pro
• Turntablist

📲 Contact / WhatsApp : 034 87 002 14
📍 Lieu : Talatamaty 🇲🇬

🎚️🔊 LOGICIEL SMAART – MESURE & ANALYSE AUDIO PRO 🔊🎚️Ho anareo technicien son, DJ, ingé son, salle de spectacle, église, ...
22/07/2026

🎚️🔊 LOGICIEL SMAART – MESURE & ANALYSE AUDIO PRO 🔊🎚️

Ho anareo technicien son, DJ, ingé son, salle de spectacle, église, studio 👇

✅ SMAART dia logiciel professionnel ampiasaina amin’ny :
🔹 Mesure acoustique (RTA, SPL)
🔹 Analyse fréquence & phase
🔹 Calibration système son
🔹 Réglage sono live & installation fixe

🎛️ Idéal pour :
✔ Live sound
✔ Sonorisation professionnelle
✔ Réglage enceinte & subwoofer
✔ Église, salle, événement

💻 Compatible : Windows / Mac
📦 Version complète
📂 Installation & assistance possible

📞 Contact / WhatsApp : 034 87 002 14
💬 MP ouvert
🎧 Passez au niveau PRO avec SMAART ! 🚀

Tsarovy: Tsy ny logiciel no manao Transition tsara, fa ny sofin'ny DJ sy ny fahalalany ny Structure d'un morceau. Rehefa...
21/07/2026

Tsarovy:

Tsy ny logiciel no manao Transition tsara, fa ny sofin'ny DJ sy ny fahalalany ny Structure d'un morceau.
Rehefa mahay mihaino sy mamaky ny firafitry ny hira ianao dia mandeha hoazy sy milamina ny Mix rehetra.

Ny ankamaroan'ny hira dia voalamina amin'ny 8, 16, 32, na 64 Beats (Temps).

Noho izany dia zava-dehibe ny manisa:
1-2-3-4 | 2-2-3-4 | 3-2-3-4 | 4-2-3-4...

— TONTOLON'NY DIJAKA

🔥 HO AN'IZAY MAMPIASA PIONEER DDJ-400 Ito Serato DJ Pro compatible amin'ny Pioneer DDJ-400!Te hampiasa Serato DJ Pro ami...
19/07/2026

🔥 HO AN'IZAY MAMPIASA PIONEER DDJ-400

Ito Serato DJ Pro compatible amin'ny Pioneer DDJ-400!

Te hampiasa Serato DJ Pro amin'ny DDJ-400 ve ianao?
✅ Efa misy ny version compatible, full version.

📲 Contact / WhatsApp : 034 87 002 14
📍 Lieu : Talatamaty 🇲🇬

🎧🔥 SAMPLE SCRATCH PACK – DISPONIBLE ! 🔥🎧👉 Te hampiakatra ny niveau-nao amin’ny scratch ve ianao?👉 Mitady sound pro sy to...
19/07/2026

🎧🔥 SAMPLE SCRATCH PACK – DISPONIBLE ! 🔥🎧

👉 Te hampiakatra ny niveau-nao amin’ny scratch ve ianao?
👉 Mitady sound pro sy tools matanjaka ho an’ny mix-nao?

💥 ITY NO VAHAOLANA HO ANAO!

📂 Ao anatiny :
✅ Accapella ho an’ny scratch
✅ Sample Scratch FX pack
✅ Scratch DJ Toolkit
✅ Scratch sentences
✅ Instrumentals & tools ho an’ny turntablism
✅ Serato Battle Breaks & Scratch Beats

🎶 Kalitao avo be – compatible amin’ny :
✔ Serato
✔ Traktor
✔ Virtual DJ

🚀 Tena ilaina ho an’ny :
• DJ débutant
• DJ pro
• Turntablist

📦 Prêt à utiliser – Plug & Play

📲 Contact / WhatsApp : 034 87 002 14
📍 Lieu : Talatamaty 🇲🇬

💻🔥 LAPTOP STAND – Ho an’ny setup présentable sy matihanina 🔥💻Amin’izao fotoana izao, zava-dehibe ny présentation sy conf...
15/07/2026

💻🔥 LAPTOP STAND – Ho an’ny setup présentable sy matihanina 🔥💻

Amin’izao fotoana izao, zava-dehibe ny présentation sy confort rehefa miasa amin’ny ordinateur, indrindra ho an’ny DJ, créateur, na mpampiasa laptop matetika.

👉 Manoro hevitra izahay hampiasa laptop stand mba hanatsarana ny setup-nao sy hiarovana ny fitaovanao.

🎯 Tombony azonao :
✔️ Posture tsara kokoa – tsy mila miforitra be rehefa mikitika clavier na mikaroka hira
✔️ Setup présentable & professionnel – mijery milamina sy manintona
✔️ Ventilation optimisée – mampihena ny hafanana, manampy ny performance
✔️ Confort de travail – mahafinaritra kokoa na dia miasa ela aza
✔️ Structure solide & réglable – mifanaraka amin’ny filànao

💡 Fitaovana tsotra, fa misy impact lehibe amin’ny qualité de travail sy ny image-nao.

👉 Jifao dieny izao raha mila ianao
ato amin’ny Tontolon’ny Dijaka

📩 MP na WhatsApp: 034 87 002 14

🎧 🔊 POWERAMP APK FULL UNLOCKED 🔥🎵 Lecteur Audio matanjaka indrindra ho an'ny Android!✅ Equalizer 32 bandes ultra précis✅...
15/07/2026

🎧 🔊 POWERAMP APK FULL UNLOCKED 🔥
🎵 Lecteur Audio matanjaka indrindra ho an'ny Android!

✅ Equalizer 32 bandes ultra précis
✅ Effets audio: bass, reverb, stereo expand
✅ Visualizer mihetsika
✅ Support formats: MP3, FLAC, WAV, OGG, APE...

📂 Version complète + thème manintona
📲 Mora apesaina, tsy mila root

📞 Tel / WhatsApp: 034 870 0214

Address

Lot 85bis
Antananarivo
105

Telephone

+261348700214

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tontolon'ny Dijaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tontolon'ny Dijaka:

Shortcuts

Share