Zanaky ny Avo

Zanaky ny Avo Service traiteur pour tout vos événements : fiançaille, mariage, anniversaire, séminaire , ...

Mbola tsy nisy diso fanantenana izay rehetra naka an'i traiteur   ✨🤞🏻Koa aza misalasala miresaka amin'ny hafatra miafina...
04/12/2024

Mbola tsy nisy diso fanantenana izay rehetra naka an'i traiteur ✨🤞🏻

Koa aza misalasala miresaka amin'ny hafatra miafina📩 na miantso ny laharana ☎034 51 168 12 / 032 40 253 14 ☺,raha misy lanonana maro samy hafa karakarainao fa ho afa-po ianao ✨☺.

👉🏼 : 23 novembre 2024
👉🏼 : Zanaky ny Avo ✨

Ho anareo izay mitady "traiteur" azo antoka tsara sy efa voky trakefa 🔥😏 hoan'ny lanonana maro samy hafa😊, aza misahiran...
18/10/2024

Ho anareo izay mitady "traiteur" azo antoka tsara sy efa voky trakefa 🔥😏 hoan'ny lanonana maro samy hafa😊, aza misahirana intsony fa efa eto ny hanome fahafaham-po ho anareo 🤗✨

👉🏼Entrée chaude (au choix✨)
👉🏼Entrée froide (au choix✨)
👉🏼Resistance
👉🏼Laoka 02 (au choix✨)
👉🏼Dessert (au choix✨)
👉🏼Boissons 🍹
👉🏼Gâteau 🎂🍰

N.B : misy "pack -30 % 🔥✨" koa ato aminay ka aza misalasala miantso ny laharana 📞0340154011 na miditra ao amin'ny hafatra miafina 😊
Koa aza tara ary fa efa vitsivitsy sisa ny daty malalaka amin'ity taona ity ! ✨😏

❌FADIO NY MANAO DOKOTERA TENA🔴Ho anao olona manana olana fiakaran'ny tosi-drà sy ny fahasalaman'ny fo mety efa nikaroka ...
16/10/2024

❌FADIO NY MANAO DOKOTERA TENA

🔴Ho anao olona manana olana fiakaran'ny tosi-drà sy ny fahasalaman'ny fo mety efa nikaroka fanafody fa tsy nahita vahaolana ireto misy torohevitra ho anao:

🥇Fadio ary tena fadio ny manao toy an'i Joda Tolojanahary (jereho ny rohy😂),sady mandany ny volanao no mandiso fanantenana.

📌Aleo foana manantona matihanina toy ny 🎖️ZANAKY NY AVO 🎖️izay manana traikefa @ fikarakarana sakafo lanonana maro isan-karazany mba hikarakara ny lanonanao mba hananao fifantohan-tsaina sy fahatokisana mandritry ny fety izay karakarainao🥂✨.

🎯Ny sérvice traiteur 🎖️ZANAKY NY AVO 🎖️dia miavaka @ tsiro satria manana mpahandro mahay sy matotra ary efa ela teo @ sehatry ny lakozia eo ihany koa ny "service en salle" haingana sy mahafa-po noho ny fananany ekipa tanora sy kinga .

🏆Mankasitraka an'i Heliantsoa sy Fenitra nametraka fitokisana anay,mirary soa ho azy ireo🥂✨

🌹Vodiondry 19/09/2024🌹

👉🏼Anniversaire : 08 juin 2024                    ny Avo✨💯👉🏼Tel : 0340154011 📱
10/06/2024

👉🏼Anniversaire : 08 juin 2024

ny Avo✨💯

👉🏼Tel : 0340154011 📱

𝕄𝕒𝕣𝕚𝕒𝕘𝕖 : 02 𝕕𝕖́𝕔𝕖𝕞𝕓𝕣𝕖 2023𝔼𝕤𝕡𝕒𝕔𝕖 : 𝕌𝕟𝕚𝕧𝕖𝕣𝕤𝕋𝕣𝕒𝕚𝕥𝕖𝕦𝕣 :   ny Avo       Raha eo am-pitadiavana na vao hitady ireto ianao : ...
06/12/2023

𝕄𝕒𝕣𝕚𝕒𝕘𝕖 : 02 𝕕𝕖́𝕔𝕖𝕞𝕓𝕣𝕖 2023
𝔼𝕤𝕡𝕒𝕔𝕖 : 𝕌𝕟𝕚𝕧𝕖𝕣𝕤
𝕋𝕣𝕒𝕚𝕥𝕖𝕦𝕣 : ny Avo

Raha eo am-pitadiavana na vao hitady ireto ianao :
👉𝑆𝑒𝑟𝑣𝑖𝑐𝑒 𝑡𝑟𝑎𝑖𝑡𝑒𝑢𝑟
👉𝐴𝑛𝑖𝑚𝑎𝑡𝑒𝑢𝑟𝑠 (𝑒́𝑣𝑎𝑛𝑔𝑒́𝑙𝑖𝑞𝑢𝑒)
👉𝐺𝑎̂𝑡𝑒𝑎𝑢 𝑚𝑎𝑟𝑖𝑎𝑔𝑒, 𝑏𝑎𝑝𝑡𝑒̂𝑚𝑒, ..
👉𝑆𝑒𝑟𝑣𝑒𝑢𝑟𝑠 & 𝑠𝑒𝑟𝑣𝑒𝑢𝑠𝑒𝑠
👉𝑀𝑝𝑖𝑘𝑎𝑏𝑎𝑟𝑦 (𝑣𝑜𝑑𝑖𝑜𝑛𝑑𝑟𝑦 𝑠𝑛𝑠....)

Dia aza misalasala mandefa hafatra miafina☺️na ihany koa miantso ny laharana :
📲034 01 540 11 𝑜𝑢 032 40 253 14

L'équipe ''Zanaky ny Avo'' est un service traiteur très expérimenté depuis plusieurs années. 💯On peut vous satisfaire se...
24/10/2023

L'équipe ''Zanaky ny Avo'' est un service traiteur très expérimenté depuis plusieurs années. 💯
On peut vous satisfaire selon votre besoin et votre budget. 🍛
Faites nous confiance, nous préparons des repas de qualité. 👌

Vous pouvez envoyer un message privé 📲 ou appeler directement 📞 (Tel : +261 34 01 540 11 )

Bonne année 2023 🤗Izahay   dia mandray tsara ny proposition menu izay tianareo clients ✍️Afaka miresaka momba ny devis i...
05/01/2023

Bonne année 2023 🤗
Izahay dia mandray tsara ny proposition menu izay tianareo clients ✍️
Afaka miresaka momba ny devis isika 🤗 Manao ny menu rehetra izahay, manao gâteau ihany koa 🍰🎂
Aza misalasala miantso mivantana📞 na miditra mp 📩 Vonona handray anao am-pifaliana izahay

Address

Antananarivo

Opening Hours

Friday 07:00 - 17:00
Saturday 07:00 - 17:00

Telephone

+261340154011

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zanaky ny Avo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Zanaky ny Avo:

Share

Category