22/05/2026
Hoy i Davy : "Tsy mazoto intsony aho hiakatra scène."
Samy manana ny lalàm-piainany, manaja ny safidiny izahay dia mino izahay fa hanaja ny safidiny ihany koa ianareo. Ny firahalahinay 3 mtsam dia mandrakizay.
©️✍️ Tongue Nat