A'Nosy

A'Nosy Disponible pour tous vos évènements familiaux et professionnels . Infoline ☎️ 038 66 834 63

reto misy sary santionany tamin’ny cabaret-n’i Samoela tamin’ny taon-dasa. 🎶🔥Ary amin’ity taona ity indray, vonona ve ia...
19/08/2026

reto misy sary santionany tamin’ny cabaret-n’i Samoela tamin’ny taon-dasa. 🎶🔥
Ary amin’ity taona ity indray, vonona ve ianareo? 😍
📍 Espace A’Nosy – Anosy Avaratra
📅 28 Aogositra 2026

🔥 SAMOELA EN LIVE À L’ESPACE A’NOSY ! 🔥Tamin’ny taon-dasa, feno tanteraka ny toerana ary “guichet fermé” ka maro no tsy ...
19/08/2026

🔥 SAMOELA EN LIVE À L’ESPACE A’NOSY ! 🔥

Tamin’ny taon-dasa, feno tanteraka ny toerana ary “guichet fermé” ka maro no tsy afaka nanatrika…

👉 Ho an’ireo tsy tafiditra tamin’izany, ity no fotoana! 😍

Amin’ity indray mitoraka ity, hihaona amin’i Samoela isika ao amin’ny Espace A’Nosy – Anosy Avaratra, amin’ny ambiance tsy manam-paharoa: 🎶 bord de piscine, feu de camp, mozika sy cabaret 🔥🏊‍♂️✨

📅 Zoma 28 Aogositra 2026
⏰ 20h30
📍 Espace A’Nosy – Anosy Avaratra

🎟️ 40 000 Ar – Tarif unique

⚠️ Aza miandry ora farany! 😁
Raha tsy te ho isan’ireo hiteny hoe “Tsy nahazo ticket indray aho” ianao, dia manasa anao hanao réservation dieny izao. 😉

🎫 Ticket disponible à l’Espace A’Nosy sy ao amin’ny Super Music Analakely.

📞 Infos : 038 66 834 63 / 034 05 465 91

01/08/2026
JOYEUSE PENTECOTE ✨🙏
24/05/2026

JOYEUSE PENTECOTE ✨🙏

ENVIE D’UN BARBECUE DANS UN CADRE MAGNIFIQUE ? Que ce soit pour un anniversaire 🎉, une fête en famille ou juste une bonn...
25/04/2026

ENVIE D’UN BARBECUE DANS UN CADRE MAGNIFIQUE ?

Que ce soit pour un anniversaire 🎉, une fête en famille ou juste une bonne excuse pour se retrouver…
on s’occupe de TOUT pour vous 🤍
Profitez d’un cadre exceptionnel au bord de la piscine, avec une ambiance à la fois chic, relax et inoubliable ✨

Au programme :
• Un buffet barbecue généreux avec 5 variétés de viandes
• De délicieux accompagnements
• Un choix de sauces savoureuses pour satisfaire tous les goûts

✨ Et ce n’est pas tout…
À partir de 25 personnes, la privatisation du lieu est OFFERTE

Ambiance parfaite, cadre magnifique, bonne nourriture…
il ne vous reste plus qu’à profiter

📩 Réservez dès maintenant en message privé ou au 034 86 496 50

Joyeuses Pâques ✨✨✨
05/04/2026

Joyeuses Pâques ✨✨✨

🌺FILAZANA 🌺Mampilaza anareo izahay eto amin’ny pejy fa voafandrika manontolo ny toerana ny : =>    - Sabotsy 28.mars 202...
24/03/2026

🌺FILAZANA 🌺

Mampilaza anareo izahay eto amin’ny pejy fa voafandrika manontolo ny toerana ny :
=> - Sabotsy 28.mars 2026
- Alarobia 01 Avril 2026‼️


Mankasitraka tompoko

_____________________

🌺INFO🌺

Nous tenons à vous informer nos chers clients que A’nosy sera privatisé le :

=> Samedi 28 mars 2026
‼️Mercredi 01 Avril 2026‼️


Et ne sera pas ouvert au grand public

Merci à vous

Infoline ☎️: 038 66 834 63

🌺FILAZANA 🌺Mampilaza anareo izahay eto amin’ny pejy fa voafandrika manontolo ny toerana ny : =>    - Alahady 29 mars 202...
02/03/2026

🌺FILAZANA 🌺

Mampilaza anareo izahay eto amin’ny pejy fa voafandrika manontolo ny toerana ny :
=> - Alahady 29 mars 2026
- Alahady 12 Avril 2026‼️


Mankasitraka tompoko

_____________________

🌺INFO🌺

Nous tenons à vous informer nos chers clients que A’nosy sera privatisé le :

=> Dimanche 29 mars 2026
‼️Dimanche 12 Avril 2026‼️


Et ne sera pas ouvert au grand public

Merci à vous

Infoline ☎️: 038 66 834 63

🌺FILAZANA 🌺Mampilaza anareo izahay eto amin’ny pejy fa voafandrika manontolo ny toerana ny : =>    - Alahady 15 febroary...
02/02/2026

🌺FILAZANA 🌺

Mampilaza anareo izahay eto amin’ny pejy fa voafandrika manontolo ny toerana ny :
=> - Alahady 15 febroary 2026
- Alahady 22 febroary 2026
- Sabotsy 07 martsa 2026
- Alahady 08 martsa 2026‼️


Mankasitraka tompoko

_____________________

🌺INFO🌺

Nous tenons à vous informer nos chers clients que A’nosy sera privatisé le :

=> Dimanche 15 février 2026
- Dimanche 22fevrier 2026
- Samedi 07 mars 2026
‼️Dimanche 08 mars 2026‼️


Et ne sera pas ouvert au grand public

Merci à vous

Infoline ☎️: 038 66 834 63

Address

Rn3 PK 13
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when A'Nosy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category