Tia Karoka

Tia Karoka Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tia Karoka, Antananarivo.

Avec Tia Karoka, tu ne ratera aucune opportunité pour atteindre TOUS tes objectifs : cours gratuits, formations sur le renforcement de capacités en ligne, salles d'études, moments détentes et divertissements.

  👻  Miaraka amin'ny   👻🎁De nombreux cadeaux et lots à gagner🎈Règle du jeux:👉 tongava misoratra anarana ao @  👉 afaka ma...
22/10/2022

👻
Miaraka amin'ny 👻
🎁De nombreux cadeaux et lots à gagner🎈

Règle du jeux:
👉 tongava misoratra anarana ao @
👉 afaka mandray Anjara rehetra ianao
👉 fara-fisoratana anarana : @
👉 hoentinao mandrintran'ny fisoratana anarana, isaky ny catégories handraisanao anjara ny:

- Catégorie Costume Le plus effrayant : omany ny manao_ny_costume_nao (version numérique)

-catégorie Maquillage le plus effrayant : omany ny (version numérique)👻

-catégorie Le rire le plus effrayant: omany ny manao ilay rire diabolique 👹👹

-catégorie Courte histoire effrayante : samy tsy mihoatran'ny ny tantara nomaninao (teny malagasy,frantsay,anglais)

👉raisinay eny aminy ireo / koa atoronay anao eny ny plateforme handefasanao azy

Fandraisan'anjara 5000 Par/ catégorie

Hivaly ny Alatsinainy 31 Octobre 2022 ny lalao

Salle d’études et de travail   toujours disponible la matinée : lundi au samedi 8h à 12h30🎯Fandaminana kely ho antsika m...
21/10/2022

Salle d’études et de travail toujours disponible la matinée : lundi au samedi 8h à 12h30
🎯Fandaminana kely ho antsika mandritra ity ity :
👉
👉Izay ho avy dia mba (La veille au plus t**d) mba handaminantsika ny fandraisana anareo.

💥Holazaina manaraka eto hatrany ny programme Manaraka

🥰Mankasitraka hatrany an’ny Tia Karoka

  🎯Traikefa tsy maintsy ananana ary takian’ny mpampiasa mandrakariva ireo 🎯Miavaka foana izay mahay azy be be kokoa noho...
20/10/2022


🎯Traikefa tsy maintsy ananana ary takian’ny mpampiasa mandrakariva ireo
🎯Miavaka foana izay mahay azy be be kokoa noho ny mpifaninana hafa ka ndao ary eh
💥Formation continue et certifiante miaraka @ équipe pédagogique Tia Karoka 🔥

avec les programmes de renforcement des

🔥8 semaines de formation
Horaire au choix

👉Rentrée : Novembre 2022
👉Tarif : 72 000 Ar ou 38 000 Ar mensuel

👉Inscription ouverte chez Tia Karoka Ankatso
👉Information supplémentaire : MP page Tia Karoka

11/10/2022

🎉Ndao amin'izay ho any aminy 📌 eny EE 🎉🎉🎉 manomboka rahampitso no misokatra ah!

hatrany ny tapak'andro ary ny tontolo andro (satria efa hatramin'ny 17h fa tsy amin'ny 16h tsony)

📌toerana: ao amin'ny miakatra kely eo ambon'in'ny terminus 119 dia pavillon n°

EH! Fa anie eh!! Sady misokatra alatsinainy hatramin'ny asabotsy @ 8h-17h😍😍😍

📌Ny   dia salle d'études/de travail partagé ihany.👉tsy misy salle privée na koa bureau privée eny fa natokana ho anao mi...
10/10/2022

📌Ny dia salle d'études/de travail partagé ihany.

👉tsy misy salle privée na koa bureau privée eny fa natokana ho anao mitady toerana hiasana sy hianarana maika sy maharitra 🎉

Holazaina manaraka eto hatrany ny toerana hisy ireo sy ny hisy eny aminy

Rehefa avy eo mihaona ary eh 🍀

📌   RecruteDes stagiaires H/F, pour étoffer l'équipe de gestion d'espace de travail partagéVos missions : - Assurer l'ac...
27/09/2022

📌 Recrute

Des stagiaires H/F, pour étoffer l'équipe de gestion d'espace de travail partagé

Vos missions :
- Assurer l'accueil et l'orientation de la clientèle
- assurer la coordination quotidienne de l'espace de travail
- Tenir le registre d'utilisation quotidienne de l'espace de travail

Objectif du stage: vous former et vous préparer à l'embauche

Durée et condition de stage :
- l'horaire du stage: une demi-journée,du lundi au samedi,
- et durera 2 mois.
- Le stage sera rémunéré.

Profil:
- Vous avez au moins le Bac
- Vous êtes autonome, dynamique et vous faites preuve d'initiative
- vous avez un bon sens du relationnel

Autres compétences requises :
- connaissance et maîtrise du pack Office : Word, Excel
- un bon français lu, parlé et écrit

Envoies- nous votre CV à l'adresse: [email protected]

🎉🎉 Hey  📌Efa ela izay niandrasatsika azy izay ah😉👉 Hiverina hisokatra amin'izay Tia Karoka 👉 Eo   no anombohatsika azy  ...
22/09/2022

🎉🎉 Hey
📌Efa ela izay niandrasatsika azy izay ah😉

👉 Hiverina hisokatra amin'izay Tia Karoka

👉 Eo no anombohatsika azy

🎉🎉🎉🌹

🥴Ianao koa ve Nandefa CV be dia be sy LM fa tsy voaray foana? 😨Nefa efa nijery tuto? 🥴Tsy mahita hambara anaty lettre de...
12/06/2022

🥴Ianao koa ve Nandefa CV be dia be sy LM fa tsy voaray foana? 😨Nefa efa nijery tuto?

🥴Tsy mahita hambara anaty lettre de motivation?

🥴Tsy hitanao izay lazaina rehefa mangataka prétention salariale ny orinasa?

👉 Mannuel pratique natao ho anao ity (version numérique). Tsy maintsy hainao ireo rehetra ireo ary ahazo techniques maro ianao manomboka izao.

🍀Envois: tout Madagascar (paiement par mobile money: 034 13 214 20)

🚴 Commande @ MP @ pejy Tia Karoka
🚴‍♀️ Disponibilité 24/7

🔥 Ianao koa ve efa tsy mahandry tsony mitovy aminay🤩? 🍀Ho feno vaovao ny page manomboka androany 🔥.💣Lavalava ihany izay ...
10/06/2022

🔥 Ianao koa ve efa tsy mahandry tsony mitovy aminay🤩? 🍀Ho feno vaovao ny page manomboka androany 🔥.

💣Lavalava ihany izay "semaine" tsy nisy izay ! (soa fa tapitra iny ;) )

🥳 Efa manomana zava-baobao maro be ho anao izahay équipe rehetra🥳

25/05/2022

MisokatraTia Karoka rahampitso Alakamisy 26 Mai Manomboka amin'ny 10H.
Tontolo andro ary heure continue toy ny mahazatra ihany

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261341321420

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tia Karoka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tia Karoka:

Share