DJ-Emi de Madagascar

DJ-Emi de Madagascar •••• DJ Animateur ••••

Booking : [email protected] ✉️
Instagram : ✓
•°•🇲🇬•°•🇲🇺•°•🇸🇩•°•

SHOWBIZ À TULEAR 🔥DJ MASTER P - DJ-EMI
10/09/2026

SHOWBIZ À TULEAR 🔥
DJ MASTER P - DJ-EMI

°06 Sept 2026 ° MERCI TULEAR 🙏 | SHOWBIZ  | GYMNASE COUVERT Ckycky FSA  Madmax  Jack'Dad  Ceasar
09/09/2026

°06 Sept 2026 °
MERCI TULEAR 🙏 | SHOWBIZ | GYMNASE COUVERT
Ckycky FSA Madmax Jack'Dad Ceasar

°05 Sept 2026 ° GOLDEN SOUTH – LE GALA DE L’EXCELLENCE 🔥Madmax  Ckycky FSA  BOLO Jack'Dad  Tsiliva  MAMY GOTSO - VAIN'AF...
07/09/2026

°05 Sept 2026 °
GOLDEN SOUTH – LE GALA DE L’EXCELLENCE 🔥
Madmax Ckycky FSA BOLO Jack'Dad Tsiliva MAMY GOTSO - VAIN'AF
DJ Gova - DJ Master P - DJ Danny - DJ-Emi ✓
L’Étoile de Mer Toliara
Photographe : Manouh Andriamahefa

🚨Mampahafantatra ny rehetra aho mba hitandrina, satria misy olona mampiasa ny sariko sy ny mombamomba ahy ka misandoka a...
03/09/2026

🚨Mampahafantatra ny rehetra aho mba hitandrina, satria misy olona mampiasa ny sariko sy ny mombamomba ahy ka misandoka ahy, ary voalaza fa mivarotra basy sy misoloky olona, araka ny hita amin’ity publication ity.
LYDON no anarana miseho amin’ilay laharana finday ampiasain’io olona io. Tsy fantatro io olona io ary tsy ahy io laharana io.
Tsy manana fifandraisana amin’io olona io aho, ary tsy misy ifandraisany amiko ireo resaka sy zavatra aseho ao amin’ilay publication.
Efa nametraka fitoriana (plainte) momba ity olona misandoka ahy ity aho, mba hahafahan’ny tompon’andraikitra mandray ny fepetra ilaina.
Koa mangataka aminareo aho mba aza afangaro amiko ny anarako na ny sariko. Raha misy olona mifandray aminareo amin’ny fampiasana ny sariko na ny anarako, dia tandremo fa tsy izaho izany.
Ity ihany no Page Facebook-ko sy ity ihany koa no compte Facebook-ko tena ampiasaiko.
🙏 Azafady indrindra, mba zarao ity fanambarana ity, mba hahafantaran’ny rehetra ny marina sy hahafahan’ny olona mitandrina amin’ireo olona misandoka sy misoloky am alalany sariko ireo. 🚨

Amboaro dien'izao ary ny pro eeANTSIRABE | FIANARANTSOA 🇲🇬
02/09/2026

Amboaro dien'izao ary ny pro ee
ANTSIRABE | FIANARANTSOA 🇲🇬

RAIKITRA ARY EE | REMIX VIBES | Kay FM 96.2  Alefaso ao anatin commentaire ary ny kopatanana sy ny hiranao fa alefa ants...
01/09/2026

RAIKITRA ARY EE | REMIX VIBES | Kay FM 96.2
Alefaso ao anatin commentaire ary ny kopatanana sy ny hiranao fa alefa antsika ao anatin fandaharana 🔥😉🤗

Lien Radio : https://onlineradiobox.com/mg/kay/?cs=mg.kay

301 🇲🇬Zoky Innocent
31/08/2026

301 🇲🇬
Zoky Innocent

LASA NDRAY ARY TSIKA EEE 🔥🔥Alefaso ao amin'ny commentaire ny kopatanana sy hiranao fa alefantsika anatin'ny fandaharana ...
25/08/2026

LASA NDRAY ARY TSIKA EEE 🔥🔥

Alefaso ao amin'ny commentaire ny kopatanana sy hiranao fa alefantsika anatin'ny fandaharana ary eee 👋👋 Kay FM 96.2

Lien Radio : https://onlineradiobox.com/mg/kay/?cs=mg.kay

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DJ-Emi de Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category