23/08/2026
Prestation omaly 22 août 2026 à Ny Tiana Espace Lazaina ❤️
⏩MBA tsy anahirana ireto mpanjifanay Ireto Dia nomeny nitambatra hokarakarainay avokoa ny :
👉 Buffet classique
👉 Cocktails de bienvenue
👉Ny gâteaux de mariage
👉Ny décoration intérieure de la salle de réception
⏩034 84 213 71 ou mp ny fanazavana fanampiny