Ankany « Noce de chêne »

Ankany « Noce de chêne » Espace en pleine air , salle de réceptions, séminaire, chambre d’hôtes , restaurant

Salama tompoko..❤️Faly foana izahay rehefa omenareo client retour sy sary mamiibe tahak'izao 🥰🙏😍Afapo ❤️ izay no hamehez...
09/05/2026

Salama tompoko..

❤️Faly foana izahay rehefa omenareo client retour sy sary mamiibe tahak'izao 🥰🙏

😍Afapo ❤️ izay no hamehezana azy dia faly mamerina ny arahaba hatrany izahay ho tokatrano sambatra anVolatiana Ny Ainaina ny tokatranonareo mivady 🥰

👉Ianao koa tongava fa ho afapo tahaka azy ireo 🥰😍

toerana: Sampanana Ambohimanga Rova
☎️ 0343879708

🪴🥀Toerana iray miavaka ,Andro iray miavaka🥀🪴 Ndao samy hankafy an-tsary ny fanambafian'izy roa ireto isika 🥰 Liú Jūn Ruì...
05/05/2026

🪴🥀Toerana iray miavaka ,Andro iray miavaka🥀🪴

Ndao samy hankafy an-tsary ny fanambafian'izy roa ireto isika 🥰 Liú Jūn Ruì mirary tokatrano sambatra 🙏

❤️mariage 23 avril 2026 ❤️

Afapo zareo 😍🥰 tena afapo be ❤️

Ianao koa raha te ho toa azy ireo... mbola misy date maromaro vitsivitsy malalaka amin'ity taona 2026 ity ka tongava mamandrika date aza

toerana: sampanana ambohimanga rova
☎️0343879708

Izahay eto amin'ny Ankany Noces de Chêne dia faly miarahaba azy ireo nahazo tokatrano ny zanany 🥰  🎊 Zoma1er mai 2026🎊🎊h...
02/05/2026

Izahay eto amin'ny Ankany Noces de Chêne dia faly miarahaba azy ireo nahazo tokatrano ny zanany 🥰

🎊 Zoma1er mai 2026🎊

🎊ho anao koa raha te ho afapo tahak'azy ireo dia tongava hatrany

toerana:samoanana Ambohimanga rova tompoko
☎️0343879708

Salama tompoko ☺️Mitady espace mora kanefa tsara ? Toerana paradisa kely no miandry anao ato amin'ny Ankany Ankany Noces...
22/04/2026

Salama tompoko ☺️
Mitady espace mora kanefa tsara ?

Toerana paradisa kely no miandry anao ato amin'ny Ankany Ankany Noces de Chêne😍 .toerana farany izay miavaka ... Kanefa tena tsara loatra❤️🥰

Aza misalasala miditra mp mamandrika toerana fa efa misy date tsirairay ny volana rehetra amin'ity taona ity☺️

Contact : 0343879708
Toerana: Sampanana ambohimanga rova

Salama tompoko...Ianao koa tongava foana , fa omenay fahafaham-po hatrany 🌹 Mahaiza misafidy toerana fa sady mora no tsa...
10/04/2026

Salama tompoko...
Ianao koa tongava foana , fa omenay fahafaham-po hatrany 🌹

Mahaiza misafidy toerana fa sady mora no tsara❤️

Toerana : Ankany Noces de Chêne Sampanana Ambohimanga Rova
☎️ 0343879708

Salama tompoko❤️❤️Ny décoration  no tena isan'ny mampisy lanjany ny andro malaza nao😍  Tongava manao lanonana ato aminay...
23/03/2026

Salama tompoko
❤️❤️Ny décoration no tena isan'ny mampisy lanjany ny andro malaza nao😍

Tongava manao lanonana ato aminay ary fa maimaim-poana ny décoration rehetra ( tsy base fa tena décoration)

Afaka misafidy thème sy code couleur 🥰
Toy izay hatrany koa ny tapis blanc na rouge
Afaka atao tapis effet miroir ihany koa raha tinao ( raha cérémonie no atao 😍)

Mbola gratuit hatrany ihany koa ny effets spéciaux 🥰

Ny couvert , fitaovan dakozia sns 😍 🥰

Afaka miantso ny 0343879708 raha mila fanazavana fanampiny na miditra mp
Toerana : Sampanana Ambohimanga rova

11/03/2026

Faly miarahaba an'i Holiravaka Rakotoarisaona nahazo ny chocolat❤️

❤️Mankasitraka antsika rehetra nilalao❤️

🍀Mitohy hatrany ny fandraisana famandrihan-toerana ❤️

☎️0343879708 ny contact azahoana anay tompoko
🍀toerana: sampanana ambohimanga rova tompoko

🙏Mankasitraka ny fikambanana mpilalao ntantara "Rohikanto " nisafidy ny Ankany Noces de Chêne  nanaovana  ny fiarahabana...
05/03/2026

🙏
Mankasitraka ny fikambanana mpilalao ntantara "Rohikanto " nisafidy ny Ankany Noces de Chêne nanaovana ny fiarahabana nahatratrin'ny taona 2026

❤️Mbola mandray reservation hatrany izhaay ho anareo te hanao fiarahabana sy lanonana samihafa ato aminay amin'ny hofan'ny toerana ihany no aloha dia sitrahinao maimaim-poana hatrany ireto :

🍀decorations professionel😯
🍽️ couvert complet
🎆 effets speciaux
❤️fitaovan_ dakozia......sns ......

Toerana: Sampanana ambohimanga Rova
☎️0343879708

Lalao azahoana chocolat coeur personnalisé 🍫❤️Tsotra ny fitsipika 🥰Alefaso ny sarinao tao amin'ny espace na déco izay na...
25/02/2026

Lalao azahoana chocolat coeur personnalisé 🍫❤️

Tsotra ny fitsipika 🥰

Alefaso ny sarinao tao amin'ny espace na déco izay natrehanao ,na invités ianao na tompondraharaha, na Photographe na mpikabary ,sns....

❤️partager na ity post ity.
❤️identifiena ny namana ...

Izay tsara vintana mahazo chocolat toy ny amin'ny sary, afaka ovaina araka izay Tiana ny soratra

🍀aza adino mandray reservation date foana izahay ho an'izay te hilanonana aAnkany Noces de Chêneêne❤️
❤️Gratuit hatrany ny deco professionel
❤️Couvert complet
❤️Fitaovan_dakozia
❤️Effets speciaux
❤️Sns....

Address

Croisement Vers Le Palais D’Ambohimanga
Antananarivo
103

Telephone

+261381006737

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ankany « Noce de chêne » posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share