Ar'Indra

Ar'Indra Clients satisfaits

Mousse orange vanilleMousse chocolat blanc😋
01/06/2025

Mousse orange vanille
Mousse chocolat blanc😋

Gâteau d'anniversaire ❤️❤️🍰
31/05/2025

Gâteau d'anniversaire ❤️❤️🍰

❤️❤️❤️
30/05/2025

❤️❤️❤️

👉👉Volana Août indray izahay vao mandray commande gâteau ☺️Misaotra betsaka hatrany antsika rehetra☺️
29/05/2025

👉👉Volana Août indray izahay vao mandray commande gâteau ☺️
Misaotra betsaka hatrany antsika rehetra☺️

Anisan'ny gâteau tena ankafizinareo ato aminay☺️👉👉TRIO CHOCO🍫🍫Disponible isakin'ny Sabotsy Lieu: 67ha près Fjkm Kristy F...
05/05/2025

Anisan'ny gâteau tena ankafizinareo ato aminay☺️
👉👉TRIO CHOCO🍫🍫
Disponible isakin'ny Sabotsy
Lieu: 67ha près Fjkm Kristy Fanantenana
Dernière confirmation de commande Jeudi avant 12h

Tsy mandray commande ho an'ny Pâques intsony izahay oo🥰🥰Misaotra betsaka ho an'ireo 40 nandray anjara tamin'ity gâteau i...
13/04/2025

Tsy mandray commande ho an'ny Pâques intsony izahay oo🥰🥰
Misaotra betsaka ho an'ireo 40 nandray anjara tamin'ity gâteau ity☺️
Amin'ny manaraka indray 🥰🥰
Manomboka Samedi, Dimanche amin'ny 8 maraina ny livraison antsika
Ho an'ireo manao récupération dia manomboka amin'ny 8 maraina ihany koa☺️


Efa manomboka ny fandraisana commande Pâques🍬🥚Afaka manao livraison izahay dia afaka récupérena ihany koa☺️Misy parfum 6...
08/04/2025

Efa manomboka ny fandraisana commande Pâques🍬🥚
Afaka manao livraison izahay dia afaka récupérena ihany koa☺️
Misy parfum 6 be izao ny gâteau anankiray 🥰
Prix pour 6 personnes= 50 000ar
Prix pour 4 personnes= 35 000ar
Lieu: 67ha Ambodin'isotry ☺️
Livraison à partir de 5 000ar☺️
Aza tara ary ooo☺️☺️
Contact : 034 44 428 24

Mbola dispo foana ihany ito oo😋😋Misaotra betsaka ho an'izay nandefa commande tamin'iny semaine iny🥰🙏🙏Dia arak'ilay fanga...
01/04/2025

Mbola dispo foana ihany ito oo😋😋
Misaotra betsaka ho an'izay nandefa commande tamin'iny semaine iny🥰🙏🙏
Dia arak'ilay fangatahanareo hoe mba asiana 4 portions dia ndao indray ary e☺️
Alakamisy maraina ny fandraisana commande farany dia Sabotsy no livrenay any aminareo☺️
Afaka récupérena 67 ha Ambodin'isotry koa anefa an😙😚
Prix 4 portions= 35 000ar
Prix 6 portions= 50 000ar
Ndao ary ooo🥰
'Isotry

Manomboka miverina tsikelikely izahay😚Gâteau anankiray misy tsiro sy karazany 6 be izao😚Afaka misafidy izay ho hanina ts...
15/03/2025

Manomboka miverina tsikelikely izahay😚
Gâteau anankiray misy tsiro sy karazany 6 be izao😚
Afaka misafidy izay ho hanina tsara😋😋
Isakin'ny sabotsy sy Alahady maraina ihany no disponible ny gâteau antsika dia amin'izay ihany no misy livraison ☺️
Prix= 50 000ar

Misy poudre d'amande disponible ato izay mitady🙂Prix : 85 000ar le kg Afaka tonga dia miantso mivantana na récupérer -na...
08/10/2024

Misy poudre d'amande disponible ato izay mitady🙂
Prix : 85 000ar le kg
Afaka tonga dia miantso mivantana na récupérer -na Isotry 🙂
034 44 428 24

Anisan'ny zavatra tena mahafinaritra hatrany ny maheno fa tena afa-po be na tamin'ny tsiro na esthétique ny client iray🥰...
02/10/2024

Anisan'ny zavatra tena mahafinaritra hatrany ny maheno fa tena afa-po be na tamin'ny tsiro na esthétique ny client iray🥰
Ity izao misy gâteaux afaka atao amin'ny évènement rehetra😉
Vanille et coco insert fraise
Ianareo koa ve tsy te ho diso fanantenana rehefa misy lanonana karakaraina😁!?
Afaka manontany hatrany raha misy mahaliana anareo ary e🙂
Lieu : 67ha akaikin'ny fjkm Kristy Fanantenana 🙂
Contact : 034 44 428 24

Meilleur souvenir ❤️❤️❤️Zay aho vao hizara kely an'ireto ato amin'ny page ko satria tsy ho adinoko mandrakizay 🙂Misaotra...
22/09/2024

Meilleur souvenir ❤️❤️❤️
Zay aho vao hizara kely an'ireto ato amin'ny page ko satria tsy ho adinoko mandrakizay 🙂
Misaotra hatrany an'i RRulia RamiRRulia Raminanoro, nitaintaina, tsy natory andro aman'alina niaraka tamiko tamin'ireny fotoana ireny🙂
Tena mahatsiaro manana reny sy namana manana anao🙂
Dia misaotra an'ireo chef nanampy🙂
Dia misaotra an'ireo izay nanohana indrindra ny fianakaviako🙂
Encore merci Kanela pour cette belle aventure 🙂

Address

67ha Ambodin'isotry
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 16:00

Telephone

+261344442824

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ar'Indra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share