19/05/2026
Mariage civil, et fiançailles 💃🏻??🏻
Mankasitraka indrindra nametraka fitokinasana taminay Dia mirary tokatrano sambatra ho anareo mivady 😍
PACK complet A a Z ny Teto,ny fandraisana Dia misokatra ho an'ny rehetra , mankasitraka tompoko ♥️👩🏻🍳
PROMOTION PACKS SAKAFO COMPLET. 🥳
TOLOTRA VAOVAO HO AN'2026 NY TARIF ALOHA MBOLA TSY MIOVA NY QUALITÉ ET QUANTITÉ GARANTIE👩🏻🍳
Clients satisfaits fona rehefa ZAHAY no Alaina hikarakara fety nareo ❤
Misaotra ny Tompo am zavadrehetra Dia misaotra ny équipe nanampy ihany koa .
✅Menu service
IRETO AVY NO AO ANATINY PRIX.
Entré froide au choix.
Entré chaud au choix.
Résistance laoka 2 + rougail+ romazava.
Dessert au choix.
Boissons star eau minérale, jus naturel fruits de saisons karazany Roa.
Serveur
20pers a 70 personnes 35.000ar
Plus de 80a 170 personne 25000ar
Plus de 200 personne 21000ar Dia efa Ok 😉
📍4000ar portions gâteaux fotsiny avec 3 the🎂🍰
✅BUFFET À VOLONTÉ
Semi buffet 50.000ar
Grand buffet 80.000ar
📍Grillade party carnivores party 50.000ar par personne.
✅Cocktail de bienvenue 800ar pièce et 1000ar.
Cocktail 7000ar avec jus naturel.
Cocktail 6000ar anaty barquette .
Cocktail dinatoire 35000ar
Pause café 15000ar
✅MANAO MAIN D'OEUVRE FOTSINY ZAHAY 4000AR PAR PERSONNE .
Manao pack salle avec menu koa zahay 🥰
Hanome Fafa po ho anareo zahay
Azo hifampiresahana tsara zahay ,voky daholo fianakavina nasaina .🥰
Aina traiteur
0383017525 ou mp si vous êtes intéressé 🙏