24/04/2025
🙏🏼 𝐅𝐈𝐅𝐀𝐍𝐎𝐌𝐄𝐙𝐀𝐍-𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐇𝐄𝐓𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐈 𝐕𝐀𝐍𝐈𝐋𝐋𝐄 🙏🏼
Amin’ity 𝗦𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝟮𝟲 𝗮𝗽𝗿𝗶𝗹𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟱 ity dia hanatanteraka hetsika fanangonam-bola ho an-janany i coach Rarado, mba hanampiana an’i Vanille, zanany kely voan’ny ptosis congénital ary mila fandidiana haingana.
Hotanterahina ato amin’ny espace Fitahiantsoa Manjaka Ilafy izany hetsika izany, ary izahay ato amin’ny Espace Fitahiantsoa dia manohana azy amin-kafanam-po.
Tanjonay ? Hanangona vola hoenti-manampy azy hahazo fitsaboana sahaza azy !
Ao anaty fandaharana :
✨ Afrofit Dance
✨ Zumba
✨ Moov Africa
Miaraka amin’i coach : Ginot, Djafar, Rarado, Bodo Hasina ary Mihary !
Toerana : Espace Fitahiantsoa – Manjaka Ilafy
Ora : 8h30 hatramin’ny 10h30
Sarany : 20 000 Ar
𝐓𝐬𝐲 𝐡𝐢𝐬𝐲 𝐳𝐚𝐯𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐥𝐚𝐭𝐬𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐧-𝐤𝐚𝐝𝐲 :
Isaky ny dihy, tsiky, ary hatsembohana dia fanantenana ho an’i Vanille.
Manantena anao ho tonga, hizara sy hampita ny hafatra.
𝑴𝒊𝒍𝒂 𝒂𝒏𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒊 𝑽𝒂𝒏𝒊𝒍𝒍𝒆 !
_____________________________
🙏🏼 𝐒𝐎𝐋𝐈𝐃𝐀𝐑𝐈𝐓𝐄́ & 𝐌𝐎𝐔𝐕𝐄𝐌𝐄𝐍𝐓 𝐏𝐎𝐔𝐑 𝐕𝐀𝐍𝐈𝐋𝐋𝐄 🙏🏼
Ce 𝘀𝗮𝗺𝗲𝗱𝗶 𝟮𝟲 𝗮𝘃𝗿𝗶𝗹 𝟮𝟬𝟮𝟱, notre ami et coach Rarado organise une levée de fonds pour sa fille Vanille, atteinte de ptosis congénital, une malformation qui nécessite une opération délicate.
Il a choisi d’organiser l’événement à l’Espace Fitahiantsoa – Manjaka Ilafy, et chez Fitahiantsoa on est fiers de le soutenir !
Objectif ? Lever des fonds pour lui offrir cette chance !
Au programme :
✨ Afrofit Dance
✨ Zumba
✨ Moov Africa
Avec des coachs de feu : Ginot, Djafar, Rarado, Bodo Hasina, et Mihary !
RDV à l’Espace Fitahiantsoa – Manjaka Ilafy
De 8h30 à 10h30
P.A.F. : 20 000 Ar
𝐂𝐡𝐚𝐪𝐮𝐞 𝐩𝐚𝐬 𝐝𝐞 𝐝𝐚𝐧𝐬𝐞, 𝐜𝐡𝐚𝐪𝐮𝐞 𝐠𝐨𝐮𝐭𝐭𝐞 𝐝𝐞 𝐬𝐮𝐞𝐮𝐫, 𝐜𝐡𝐚𝐪𝐮𝐞 𝐬𝐨𝐮𝐫𝐢𝐫𝐞… 𝐜𝐨𝐦𝐩𝐭𝐞𝐫𝐚.
On compte sur toi pour venir, partager, et faire passer le message.
𝑽𝒂𝒏𝒊𝒍𝒍𝒆 𝒂 𝒃𝒆𝒔𝒐𝒊𝒏 𝒅𝒆 𝒏𝒐𝒖𝒔 !