Alia'S Créa

Alia'S Créa Pâtissier, boulanger, spécialisé en gâteau, cocktail, et divers mignardises

Mbola ato izahay anMitohy hatrany ny fandraisana commande
08/11/2025

Mbola ato izahay an
Mitohy hatrany ny fandraisana commande

Mirary krismasy feno fifaliana Ho antsika rehetra izahay😘Misaotra antsika nametraka fitokisana tamin'ny Alia'S Créa 🍰🍰Am...
24/12/2023

Mirary krismasy feno fifaliana Ho antsika rehetra izahay😘
Misaotra antsika nametraka fitokisana tamin'ny Alia'S Créa 🍰🍰
Amin'ny manaraka indray,ialana tsiny amizay tsy voray intsony🙏
🌹🎄🎄Manaova fety sambatra daolo🎄🎄🌹

Tandremo Sao Tara à😊amin'ilay goût🍰 efa nahafataranreo anay, amin'ny vidiny mirary🌹
05/12/2023

Tandremo Sao Tara à😊amin'ilay goût🍰 efa nahafataranreo anay, amin'ny vidiny mirary🌹

Ny tsara indrindra hatrany no atolotray anareoMitohy ny fandraisana ireo commande "bûche de Noël" amizao akaiky Noël iza...
05/12/2023

Ny tsara indrindra hatrany no atolotray anareo
Mitohy ny fandraisana ireo commande "bûche de Noël" amizao akaiky Noël izao.
🌸Bûche de Noël traditionnelle:
🎄Crème au beurre vanille à 25 000ar
🎄Crème au beurre choco avec ganache aux chocolat 30 000ar

🍰Aza Tara ary,afaka miditra MP avy hatrany😊

Mankasitraka anareo client tamin'ny fahatokisana
31/05/2022

Mankasitraka anareo client tamin'ny fahatokisana

29/05/2022
Miarahaba antsika Reny rehetra amizao fetintsika izao,mirarisoa antsika mba hahavita be Amin ny adidy izay miandry antsi...
29/05/2022

Miarahaba antsika Reny rehetra amizao fetintsika izao,mirarisoa antsika mba hahavita be Amin ny adidy izay miandry antsika.
Manaova fety sambatra

Ny asa androany,
24/05/2022

Ny asa androany,

Address

Alarobia Amboniloha
Antananarivo
101

Telephone

+261345057815

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Alia'S Créa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category