Big Service Traiteur

Big Service Traiteur service traiteur organisateur events

01/11/2025
01/10/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Jessica Leslie, Vãnillä Lyrics

125 fmg pack sakafo decoration garatuit sy servaeur gratuit ho atsika eto Majunga : ianareo miatoka.salle sy couvert : i...
04/09/2025

125 fmg pack sakafo decoration garatuit sy servaeur gratuit ho atsika eto Majunga : ianareo miatoka.salle sy couvert : ireto no.itanao anatiny pack 25000ariary:
Decoration salle
Decoration table marie
Menu 4.service :
Entree froide
Entree chaude
Vary sy laoka
Boisson star
Boisson naturel
Boisson naturel
Eaux naturel
Serveur
Service rehetra
Carterie en salle
Koa aza misalasala mamandrika ny daty na miantso ny laharana etsy ambany ,marihana fa ratoa ka mahafeno 150 person dia mahazo fanomeza manokana ianao na tete de cortege na,sono Dj ianao ,
Afaka manatona ny tomonandraikitra eto Aranta tsy misy volaaloa akoatra prix pack eto mahanajanga iany no manao famandriana daty ary eto avoko mandoa vola rehetra .tel:0345566067
0327587067

Mitohy hatrany fandraisana daty hoanareo eto Mahajanga ,125 mille.par person :ireto avy no hitaona amizany:Decoration sa...
25/08/2025

Mitohy hatrany fandraisana daty hoanareo eto Mahajanga ,125 mille.par person :
ireto avy no hitaona amizany:
Decoration salle
Menu 4 service
Entree froide
Entree chaude
Vary sy loka
Dessert
Boisson star
Boisson naturel
Eaux natirel
Carterie
Serveur fitaovan dakozy ,transort entana
Koa aza misalasala.manatona ao Aranta maka.ny adoniny aminy tomponandraikitra eto antoerana. Majunga 501.
Tel 0345566077
0327587067

tolotra 125 mille 25000ariary  eto mahajangaAza tara mamandrika daty ianareo ireto no aronareo amizany: mariana fa ianar...
13/08/2025

tolotra 125 mille 25000ariary eto mahajanga
Aza tara mamandrika daty ianareo ireto no aronareo amizany: mariana fa ianareo miatoka ny espace na trano sy couvert
Decoration table marie
Decoration table invitie
Menu 4 service
Entree froide
Entree chaude
Vary sy loka
Dessert
Jus naturel
Jus star
Eaux naturel
Serveur
Service rehetra anaty salle rehetra :
Gateaux 4000ar par person induvidiel gratuit 3 tete gateaux honareo Ray amandreny roa tota sy ny mpivady
Raha mahafeno plus de 160 person miakatra dia mafazo tete de cortege luxe gratuit ianareo,koa aza taraiky mamandrika daty ianareo fa efa maro namandrika daty
Tel 0345566067
0327587067
Marihana fa efa eto mahajanga avoko ny manao cotrant fa tsy misy toera famandriana ivelany mahanjanga eto iany koa manefa vola rehetra na famandriana any daty ,na a compte rehetra ,eto Aranta no manao famandriana rehetra tsy misy deplacement fa efa eto antoerana avoko

Address

Lot B 424 Anatihazo
Antananarivo

Telephone

+261345566067

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Big Service Traiteur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share