04/02/2025
📢 Saint-Valentin : Fihenam-bidy manokana ho an’ny akanjo mariazy! 💍✨
Fitiavana miavaka amin’ity Saint-Valentin ity! 💖
Manolotra fihenam-bidy 20% ka hatramin’ny 30% ny Boutique Un jour, une robe .
⏳ Tolotra manankery hatramin'ny 16 févier 2025
📍 Avia mitsidika anay ao amin'ny #
Showroom Imerimanjaka route vers Peter Pan
Tél : 038 11 228 09