Délice KOULinaire

Délice KOULinaire 🍽️ Traiteur spécialisé dans les délices culinaires
🍸 Expérience cocktail raffinée
🍰 Experts en petits fours exquis
🥐 Passion pour la viennoiserie artisanale

Tongasoa eto amin'ny pejin'ny Délice KOULinaire ! Izahay dia Service Traiteur. Manomboka amin'ny cocktails ka hatramin'ny petit fours, anisan'izany ny mofomamy, ny antsipiriany rehetra amin'ny servicen'nay dia voaomana tsara mba hanomezana fahafaham-po anareo mpanjifa hatrany amin'ny tsiro miavaka. Fifaliana ho anay ny hanome fahafam-po anao hatrany amin'ny évènement rehetra karakarainao. Aza misalasala manaraka ny pejinay sy ny asanay. Mankasitraka anao !

La saveur inchangée à travers les saisons 👌🏻N'hésitez pas à nous contacter pour donner du goût à vos évènements 😊
20/07/2026

La saveur inchangée à travers les saisons 👌🏻

N'hésitez pas à nous contacter pour donner du goût à vos évènements 😊

Miarahaba sy mirary soa ireo Dada rehetra izahay 💖
21/06/2026

Miarahaba sy mirary soa ireo Dada rehetra izahay 💖

Un mélange de goût et de saveur combinant la tendresse et le craquant 💖
14/06/2026

Un mélange de goût et de saveur combinant la tendresse et le craquant 💖

Izahay ato amin'ny Délice KOULinaire dia faly miarahaba antsika Reny rehetra amin'izao fetintsika izao 🥰🥰
31/05/2026

Izahay ato amin'ny Délice KOULinaire dia faly miarahaba antsika Reny rehetra amin'izao fetintsika izao 🥰🥰

Efa mandray ireo commande gâteau @ fetin'ny reny izahay tompoko 📞 034 03 869 45 / 037 50 166 58
05/05/2026

Efa mandray ireo commande gâteau @ fetin'ny reny izahay tompoko

📞 034 03 869 45 / 037 50 166 58

Aza adino fa mandray commande patisserie sy viennsoiserie atao anaty barquette izahay Ho anareo olon-tsotra , na fianara...
23/04/2026

Aza adino fa mandray commande patisserie sy viennsoiserie atao anaty barquette izahay

Ho anareo olon-tsotra , na fianarana , na fiangonana na fikambanana hanao fitadiavam-bola na fanomezana dia manana tolotra maro ho anareo izahay

Patisserie aux goûts tendres et savoureux.🍰🍰🎂🎂
18/04/2026

Patisserie aux goûts tendres et savoureux.

🍰🍰🎂🎂

Aza adino fa mandray "Commande gâteau d'anniversaire" izahay 🥳🥳
17/04/2026

Aza adino fa mandray "Commande gâteau d'anniversaire" izahay 🥳🥳

11/04/2026

Ity horonantsary ity no isaoranay anareo aminlny fahatokisana!

Fety 3 ao anatin'ny roa andro
Zoma 10 Aprily : Espace Ami Ambohitrimanjaka
Sabotsy 11 Aprily : Espace Ami Ambohitrimanjaka sy Résidence Iorenantsoa Ivato

Mankasitrala hatrany ary aza adino manaraka ny pejy 😉

Tsy azo atao ambanin-javatra ny mofomamy rehefa mariazy Misaotra anareo foana matoky anay 🥰
04/04/2026

Tsy azo atao ambanin-javatra ny mofomamy rehefa mariazy

Misaotra anareo foana matoky anay 🥰

Address

Ambanidia
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:00 - 19:00
Tuesday 06:00 - 19:00
Wednesday 06:00 - 19:00
Thursday 06:00 - 19:00
Friday 06:00 - 19:00
Saturday 07:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Délice KOULinaire posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category