OFISIALY

OFISIALY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from OFISIALY, Ticket sales, Antananarivo.

est la solution digitale simplifiée, qui vous permet de créer vos événements, vendre vos billets en ligne ou en personne et gérer les accés sur place.

🚨VAOVAO🚨Misokatra manomboka androany ny "MARKET PLACE" ao amin'ny ofisialy.com afahan'ireo rehetra maniry hanao e-commer...
19/12/2025

🚨VAOVAO🚨
Misokatra manomboka androany ny "MARKET PLACE" ao amin'ny ofisialy.com afahan'ireo rehetra maniry hanao e-commerce, mivarotra ny vokatra rehetra tiany. Ny self-service, sécurisé tsara (hielana amin'ny fisolokiana) no sady mora ny fampiasana azy, misy mode de paiement mahery ny valo, ary mandeha erak'izao tontolo izao.


FOLLOW US FOR MORE EVENTS

Mankasitraka ny orinasa CODEKO.Tech nametraka ny fahatokisany taminay tamin’ny gestion ny billetterie en ligne sy ny ins...
16/06/2025

Mankasitraka ny orinasa CODEKO.Tech nametraka ny fahatokisany taminay tamin’ny gestion ny billetterie en ligne sy ny inscription nandritry ny hetsika “IA & Etudiants: Les clés pour réussir”, izay notanterahana ny Asabotsy 14 Juin lasa teo tao @ Saint Michel Amparibe. Ny moa dia misokatra sy manao ny rehetra amin’izay hetsika rehetra kasainareo atao.

FOLLOW US FOR MORE EVENTS

26/11/2024

Retour en vidéo sur la 1ère édition du Makua Festival Music à Tamatave. La plateforme ticketing ofisialy.com était en première ligne pour le checking à l’entrée de tous les festivaliers, merci à toute l’équipe pour leur travail remarquable et leur dévouement durant ces 03 jours de fêtes🎊🎉.

FOLLOW US FOR MORE EVENT!!!

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OFISIALY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to OFISIALY:

Share

Category