Service Traiteur HF

Service Traiteur HF Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Service Traiteur HF, Caterer, Ampitatafika, Antananarivo.

21/02/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mįörå Rãndrįanantęnainå, Laurence Raharilalaina

Ho antsika hanomana lanonana_ Mariage _Fiancailles _Baptheme_Anniversaire Manomboka amin'ny 20000ar ,tsy miantoka salle ...
11/02/2026

Ho antsika hanomana lanonana
_ Mariage
_Fiancailles
_Baptheme
_Anniversaire
Manomboka amin'ny 20000ar ,
tsy miantoka salle izahay fa décoration homenay gratuit
_Menu 4 service
_ gâteaux
_jus naturelle 2 caraffe par table de 10
_ Hoan'izay manao réservation amin'ity volana ity n'a mbola mars ,avril ,mai Dia homenay cadeaux surprise ,mp raha Mila fanazavana

Fifampiarabana tratry taona ekipa service traiteur HF 8 fév ,mankasitraka rankiy nafinaritra fiharahana
09/02/2026

Fifampiarabana tratry taona ekipa service traiteur HF 8 fév ,mankasitraka rankiy nafinaritra fiharahana

Misaotra ny Tompo vita n'y asa anio 29 janv Espace OlYMPIA ,Fiançailles s'y soratra
29/01/2026

Misaotra ny Tompo vita n'y asa anio 29 janv Espace OlYMPIA ,Fiançailles s'y soratra

Asa 17 janv  fiançailles Ambaniala Itaosy
20/01/2026

Asa 17 janv fiançailles Ambaniala Itaosy

Asa omaly 10 janv ,Hotel Évolutions Ambatolampy
11/01/2026

Asa omaly 10 janv ,Hotel Évolutions Ambatolampy

N'y ekipako rehetra dia faly miarahaba antsika rehetra tratry n'y taona vaovao 2026,ho taona feno fitahiana ,fahombiazan...
02/01/2026

N'y ekipako rehetra dia faly miarahaba antsika rehetra tratry n'y taona vaovao 2026,ho taona feno fitahiana ,fahombiazana fahasalamana ho antsika rehetra ity taona vaovao ity ,mirary soa dia mirary fety sambatra daholo

Asa omaly 20 déc Espace Yandy By pass ho antsika hanomana lanonana gratuit foana n'y décoration ,mp raha Mila fanazavana
21/12/2025

Asa omaly 20 déc Espace Yandy By pass
ho antsika hanomana lanonana gratuit foana n'y décoration ,mp raha Mila fanazavana

Asa anio 6 dec ,décoration ,gâteaux Espace Behenjy Itaosy ,tolotra ho antsika hanomana lanonana ,Raha izahay no mikaraka...
06/12/2025

Asa anio 6 dec ,décoration ,gâteaux Espace Behenjy Itaosy ,tolotra ho antsika hanomana lanonana ,Raha izahay no mikarakara sakafo amin'ny lanonana karakarainao Dia gratuit décoration ,mp raha Mila fanazavana

Misaotra n'y Tompo fa vita soamantsara ny asa tany Antsirabe 15Nov Ho antsika hanomana lanonana Dia gratuit décoration r...
17/11/2025

Misaotra n'y Tompo fa vita soamantsara ny asa tany Antsirabe 15Nov
Ho antsika hanomana lanonana Dia gratuit décoration rehefa maka anay ,ho an'izay manao réservation am ity volana ity n'a mbola janv ,fév. mars aza Dia homenay cadeaux effet spéciaux amin'ny ouverture ,koa aza tara manao réservation ,mp raha Mila fanazavana

Ho antsika hikarakara lanonana _Mariage_Fiancailles_Bapteme_Anniversaireefa misokatra ny réservation 2026 koa aza tara f...
04/11/2025

Ho antsika hikarakara lanonana
_Mariage
_Fiancailles
_Bapteme
_Anniversaire
efa misokatra ny réservation 2026 koa aza tara fa izay manao réservation aloha no tompon'ny daty
_tolotra homenay manomboka amin'ny 20000ar/pers
Menu 4 service
gâteaux
jus naturel 2 caraffe par table de 10
Tsy miantoka salle izahay fa ny décoration homenay gratuit ,misy cadeaux surprise ho an'izay manao réservation amin'ity volana ity na Mbola hatramin'ny mars 2026 aza fetinao ,

Address

Ampitatafika
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Service Traiteur HF posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category