16/07/2026
📢 Notanterahina androany 16 jolay 2026 ny valan-dresaka ho an'ny mpanao gazety ho fampahafantarana amin'ny fomba ofisialy ny andiany faha-3 ny FFHT-Foire aux Fromages des Hautes Terres, eo ambany fiahian’ny Minisiteran'ny Fiompiana.
Mankasitraka indrindra ireo mpiara-miombon'antoka amin'ny fanohanana sy ny fiaraha-miasa amin'ny fanatanterahana ity hetsika ity :
👉 Région Analamanga
👉 Malagasy Dairy Board
👉 FHORM - Fédération des Hôteliers et Restaurateur de Madagascar
👉 Office Régional du Tourisme d'Analamanga - Ortana
👉 Fromagerie FI Ambatomanga
Isaorana manokana ihany koa ny RDJ 96.6 FM, mpiara-miombon'antoka amin'ny haino aman-jery, ary ireo mpanao gazety rehetra nanatrika sy nandrakotra ity valan-dresaka ity.
🗓 22 – 25 Jolay 2026
📍 Jardin d'Antaninarenina
🎟 Tsy misy vidim-pidirana!
Ho hita mandritry ny foara :
🧀 Tolotra manokana
🥛 Happy Hour Milk (fisotron-dronono maimaim-poana amin'ny fotoana voafetra)
😋 Fanandramana fromazy maimaim-poana
🎉 Fanentanana maro samihafa
Tongava maro hanohana ny vokatra Vita Malagasy ary hiaina fotoana feno tsiro sy fahafinaretana miaraka aminay!
Toerana iray, tsiro arivo.
_______
📢 La conférence de presse de la 3ᵉ édition de la FFHT-Foire aux Fromages des Hautes Terres s'est tenue aujourd'hui 16 juillet 2026 sous le parrainage du ministère de l’élevage.
Cette rencontre a permis de présenter officiellement aux médias et au public le programme, les animations ainsi que les partenaires de cette nouvelle édition.
Nos sincères remerciements à nos partenaires :
👉 Région Analamanga
👉 Malagasy Dairy Board
👉 FHORM - Fédération des Hôteliers et Restaurateur de Madagascar
👉 Office Régional du Tourisme d'Analamanga - Ortana
👉 Fromagerie FI Ambatomanga
Merci également à notre partenaire média RDJ 96.6 FM, ainsi qu'à l'ensemble des journalistes présents pour leur couverture de cet événement.
🗓 Du 22 au 25 juillet 2026
📍 Jardin d'Antaninarenina
🎟 Entrée libre
Au programme :
🧀 Offres promotionnelles
🥛 Happy Hour Milk
😋 Dégustations gratuites
🎉 Animations surprises
Nous vous donnons rendez-vous du 22 au 25 juillet pour célébrer le savoir-faire des producteurs et découvrir les meilleurs fromages des Hautes Terres.
Une destination, mille saveurs.