
02/06/2025
Hello !! 🥰
Manimanitra tolotra tsara kely isika anio ☺️🥰
Daty 1 sisa isika no malalaka @ ity volana Jiona ity , ka izay haka azy homena ireo décoration @ sary ireo. 😱😱🥰
Tsara e? 😊😊🥰
Tongava malaky aza fa miandry anao izahay 🥰🥰😍😍
Famandrihan-toerana ao @ 034 95 234 43 :)