
17/06/2025
Noho ny toe-javatra mitranga ankehitriny, izahay ekipan’i Sparkular Event dia mivavaka manokana ho an’ireo mbola manaraka fitsaboana any amin’ny hopitaly 🙏. 🕊Mampahery manokana ireo fianakaviana niharam-boina sy very havana tamin’ity zava-nitranga ity.🕊
🕊Ho an’ireo rehetra misehatra ao anatin’ny lanonana, indrindra ireo mpisehatra lavo tamin’ity tranga ity, dia miray fo sy vavaka aminareo izahay. Mino izahay fa : I Iaveh no mpiandry ahy, Inona moa no hahatahotra ahy ? Isan’andro vaky tantanany aho
Ho any am-paradisany 🕊️