Fenohanitra traiteur

Fenohanitra traiteur Fenohanitra traiteur dia service traiteur. Misy karazana tolotra ato aminay ary araky izay ilainao .

Salama daholy eh! Mino izahay fa mafinaritra ilay week-end lava eh ! Izahay ato amin Fenohanitra traiteur zao dia nanaro...
15/08/2022

Salama daholy eh! Mino izahay fa mafinaritra ilay week-end lava eh !
Izahay ato amin Fenohanitra traiteur zao dia nanarotra mintsy tamin izany nanao “BUFFET BARBECUE “ ( resa-kena ilay raha ). Efa hafana raha teo ny andro dia efa fotonany izany zao.

Kanefa didimpoitra lony zao ny malaza dia zay no nakalaizainay niaraka taminy ilay resa-kena.

Sary: extrait circoncision 13 août 2022

Ny service traiteur Fenohanitra dia afaka manome fahafampo ho anao amin ireo karazana événement (mariage , confirmation, fiançailles,..)
Ny prestation tanterahinay dia sur mesure ary tsy ho diso fanantenana enao satria manao hatramin buffet de grillade izahay na koa repas servis.

Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala miditra “Mp” na koa miantso ny laharana : 034 06 782 22
Mankasitraka hatrany oh !

Salama oh ! Betsaka no manotany aperçu n’y repas servis ataonay. Ity ary misy santionany amin izany. Extrait photo : lev...
01/08/2022

Salama oh ! Betsaka no manotany aperçu n’y repas servis ataonay. Ity ary misy santionany amin izany.
Extrait photo : lever de fond du 31 juillet 2022

Ny service traiteur Fenohanitra dia afaka manome fahafampo ho anao amin ireo karazana événement (mariage , confirmation, fiançailles,..)
Ny prestation tanterahinay dia sur mesure ary tsy ho diso fanantenana enao satria manao hatramin buffet de grillade izahay na koa repas servis.

Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala miditra “Mp” na koa miantso ny laharana : 034 06 782 22
Mankasitraka hatrany oh !

Salama oh ! Somary mangatsika ny andro eh ? Betsaka ianareo no manotany anay sarina cocktails ataony nay. Ity ary misy s...
11/07/2022

Salama oh ! Somary mangatsika ny andro eh ?
Betsaka ianareo no manotany anay sarina cocktails ataony nay. Ity ary misy santionany sady misy ilay “RAMANONAKA BURGER” matsiro ery !
Extrait sary : mariage samedi tany analavory

Ny service traiteur Fenohanitra dia afaka manome fahafampo ho anao amin ireo karazana événement (mariage , confirmation, fiançailles,..)
Ny prestation tanterahinay dia sur mesure ary tsy ho diso fanantenana enao satria manao hatramin buffet de grillade izahay na koa repas servis.

Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala miditra “Mp” na koa miantso ny laharana : 034 06 782 22
Mankasitraka hatrany oh !

Iza daholy no mbola tsy nihina ramanonaka burger oh?Izay mbola tsy nanandrana na efa dia aza misalsala fa izahay koa dia...
18/06/2022

Iza daholy no mbola tsy nihina ramanonaka burger oh?
Izay mbola tsy nanandrana na efa dia aza misalsala fa izahay koa dia manao cocktail anisany izany ny ramanonaka burger !!

Ny service traiteur Fenohanitra dia afaka manome fahafampo ho anao amin ireo karazana événement (mariage , confirmation, fiançailles,..)
Ny prestation tanterahinay dia sur mesure ary tsy ho diso fanantenana enao satria manao hatramin buffet de grillade izahay na koa repas servis.

Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala miditra “Mp” na koa miantso ny laharana : 034 06 782 22
Mankasitraka hatrany oh !

Salama oh ! Ho avy izao ny asaramanitra ! Fenohanitra traiteur dia manao ihany koa poulet rôti izay Tena mafilotra tokoa...
03/06/2022

Salama oh ! Ho avy izao ny asaramanitra !
Fenohanitra traiteur dia manao ihany koa poulet rôti izay Tena mafilotra tokoa.
Aza misalasala manotany raha hanjifa.
Sur commande ilay izy oh !
Mirary tontolo andro mafinaritra ho anareo rehetra !

Ny service traiteur Fenohanitra dia afaka manome fahafampo ho anao amin ireo karazana événement (mariage , confirmation,...
30/05/2022

Ny service traiteur Fenohanitra dia afaka manome fahafampo ho anao amin ireo karazana événement (mariage , confirmation, fiançailles,..)
Ny prestation tanterahinay dia sur mesure ary tsy ho diso fanantenana enao satria manao hatramin buffet de grillade izahay na koa repas servis.

Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala miditra “Mp” na koa miantso ny laharana : 034 06 782 22.

Événement : Fête des mères

Mankasitraka hatrany oh !

Ny service traiteur Fenohanitra dia afaka manome fahafampo ho anao amin ireo karazana événement (mariage , confirmation,...
02/05/2022

Ny service traiteur Fenohanitra dia afaka manome fahafampo ho anao amin ireo karazana événement (mariage , confirmation, fiançailles,..)
Ny prestation tanterahinay dia sur mesure ary tsy ho diso fanantenana enao satria manao hatramin buffet de grillade izahay na koa repas servis.

Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala miditra “Mp” na koa miantso ny laharana : 034 06 782 22.

Événement : Confirmation

Mankasitraka hatrany oh !

Address

Itaosy Hopitaly
Antananarivo

Telephone

+261340678222

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fenohanitra traiteur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category