05/06/2026
🎉𝗩𝗔𝗟𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗟𝗔𝗟𝗔𝗢 𝗞𝗜𝗔𝗞𝗔 🎉
Misaotra antsika rehetra nandray anjara. 🙏
Maro be ianareo no naneho ny fitiavanareo ny tarika KIAKA tao anaty commentaires ka tena sarotra ny safidy.
Noho izany, nataonay (𝟬𝟲) 𝗘𝗡𝗜𝗡𝗔 ny isan'ireo mpandresy nahazo ny 𝗕𝗶𝗹𝗹𝗲𝘁 𝗦𝗶𝗹𝘃𝗲𝗿. 🤟
Iangaviana ireo mpandresy mba handefa message ny N𝘂𝗺𝗲́𝗿𝗼 𝗪𝗵𝗮𝘁𝘀𝗮𝗽𝗽-ao amin'ny pejy hahafahanay mandefa an'ilay tapakila
Araho hatrany ny pejy fa mbola betsaka ny lalao ho avy eo!!
🔥Ho ela velona ny ROCK🎸
🎟️ Ny tapakila kosa mbola azo jifaina ao amin'ny www.ticketplace.io
𝗧𝗶𝗰𝗸𝗲𝘁𝗽𝗹𝗮𝗰𝗲 - 𝗟𝗮 𝗿𝗲́𝗳𝗲́𝗿𝗲𝗻𝗰𝗲 𝗱𝗲 𝗹𝗮 𝗯𝗶𝗹𝗹𝗲𝘁𝘁𝗲𝗿𝗶𝗲 𝗲𝗻 𝗹𝗶𝗴𝗻𝗲 𝗮̀ 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿