G-Shopping Events

G-Shopping Events Créateur évènementiels

Eto anoloan’ny  Tranom-pokonolona FIANARANTSOA ny fotoanantsika ary  oh 23 septembre au 3 octobre ✨
23/09/2026

Eto anoloan’ny Tranom-pokonolona FIANARANTSOA ny fotoanantsika ary oh
23 septembre au 3 octobre ✨

23/09/2026

Akory abyyyy Fianara' ? 😍💜

Ny 𝐏𝐚𝐜𝐤 𝐁𝐞𝐭𝐬𝐲 dia ho hita eny 𝗙𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝘁𝘀𝗼𝗮 mandritra ny foire. 🛍️
Vokatra ilaina isan’andro miampy kadoa, vidiny mirary ary 𝗳𝗶𝗵𝗲𝗻𝗮𝗺-𝗯𝗶𝗱𝘆 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝟱𝟬% no miandry anareo! 🤩

✅ IMPEC Lave sol 1L
✅ IMPEC Pur'o 150ml
✅ MAGNEVA Shampooing 1L
✅ GAS'CARE Gel Do**he 300ml
✅ IMPEC Lessive liquide EXPRESS 300ml
✅ IMPEC Gel WC 500ml
✅ IMPEC Vaisselle Maxi 1L
✅ IMPEC Spirales anti-moustique
✅ CARMEN Écorecharge Lave mains 400ml
✅ IMPEC Lingettes désinfectant hydroalcoolique 75%
✅ IMPEC Désinfectant multiusage spray 500ml
✅ TSARA Vaseline (étui)

📍 𝑨𝒊𝒛𝒂 𝒏𝒐 𝒂𝒉𝒊𝒕𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏𝒂𝒚 ?
👉 𝑬𝒐 𝒂𝒏𝒐𝒍𝒐𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝑻𝒓𝒂𝒏𝒐𝒎-𝒑𝒐𝒌𝒐𝒏𝒐𝒍𝒐𝒏𝒂 𝑨𝒏𝒕𝒂𝒎𝒑𝒐𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 – 𝑭𝒊𝒂𝒏𝒂𝒓𝒂𝒏𝒕𝒔𝒐𝒂
📅 1, 2 𝒂𝒓𝒚 3 𝑶𝒌𝒕𝒐𝒃𝒓𝒂
🎪 𝑺𝒕𝒂𝒏𝒅 1-2-3

Aza tara fa fotoana izao hanararaotana ny 𝗣𝗮𝗰𝗸 𝗕𝗲𝘁𝘀𝘆 ! 💜✨

𝗧𝗼𝗻𝗴𝗮𝘃𝗮 𝗺𝗶𝘁𝘀𝗶𝗱𝗶𝗸𝗮 𝗮𝗻𝗮𝘆 𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗻-𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 !

✨ SOMAPRO ao amin’ny Shop in Joy Fianarantsoa! ✨🎉 Manomboka ny 23 Septambra ka hatramin’ny 03 Oktobra 2026, tongava mits...
19/09/2026

✨ SOMAPRO ao amin’ny Shop in Joy Fianarantsoa! ✨

🎉 Manomboka ny 23 Septambra ka hatramin’ny 03 Oktobra 2026, tongava mitsidika ny tranohevitr’i SOMAPRO (Société Malgache de Propreté) ao amin’ny Shop in Joy Fianarantsoa, eo anoloan’ny Tranompokonolona Fianarantsoa.

🏡 Hahita vokatra maro kalitao ianao ho an’ny:
🧼 Fanadiovana sy fikojakojana tokantrano
🍽️ Fanasana lovia
👕 Fanasan-damba
🚿 Fahadiovan’ny vatana
🌸 Hanitra ho an’ny trano
🧺 Fikarakarana lamba
✨ Ary vokatra maro hafa ilaina isan’andro

🎁 Hisy fihenam-bidy manokana amin’ny vokatra voafantina mandritra ny hetsika.

📍 Aza adino ny mitsidika anay ary hahita vokatra mahomby hanampy anao hitazona fahadiovana sy fahasalamana ao an-tokantranonao.

💚 SOMAPRO – Ny fahadiovana ho an’ny fiainana andavanandro.

18/09/2026

🌿 ADASSA SANTÉ – Mpiara-miombon’antoka ofisialin’ny Shop in Joy Fianarantsoa 🌿

Tongava mitsidika ny ADASSA Santé mandritra ny hetsika Shop in Joy ao Fianarantsoa, manomboka ny 23 Septambra ka hatramin’ny 03 Oktobra eo anoloan’ny Tranompokonolona Fianarantsoa.

✅ Fakan-kevitra ara-pahasalamana MAIMAIM-POANA
✅ Fihenam-bidy manokana amin’ireo vokatra ADASSA Santé
✅ Vokatra voajanahary malagasy ho an’ny fahasalamana sy ny fahasambarana

Manana vokatra manampy amin’ny:
🌱 Diabeta
🌱 Fahasalaman’ny lehilahy (Prostate)
🌱 Aretin’ny aty (Foie)
🌱 Fahasalaman’ny voa (Reins)
🌱 Allergie
🌱 Ary olana ara-pahasalamana maro hafa

💚 ADASSA Santé – Ny fahasalamanao no laharam-pahamehanay.

📍 Shop in Joy Fianarantsoa
📅 23 Septambra – 03 Oktobra
🎁 Fihenam-bidy sy tolotra manokana miandry anao!

17/09/2026
✨ SHOP IN JOY tonga eto FIANARANTSOA ! ✨Fotoana lehibe ho an’ny mpivarotra sy ny mpanjifa rehetra! 🛍️📅 23 Septambra ka h...
15/08/2026

✨ SHOP IN JOY tonga eto FIANARANTSOA ! ✨

Fotoana lehibe ho an’ny mpivarotra sy ny mpanjifa rehetra! 🛍️

📅 23 Septambra ka hatramin’ny 03 Oktobra 2026
📍 Eo anoloan’ny Tranom-Pokonolona Tanàna Ambony – Fianarantsoa

Mitadiava vokatra sy tolotra isan-karazany:
👗 Akanjo sy prêt-à-porter
👠 Kiraro
🧸 Kilalao
📱 Téléphonie & technologie
🎵 Zavamaneno
🌺 Voninkazo sy zavamaniry
💄 Produits de beauté
🍫 Chocolats sy sakafo maro hafa

🎟️ Maimaim-poana ny fidirana

📢 Mpivarotra sy mpandraharaha!
Réservez votre stand dès maintenant !
📞 Contact : 033 90 124 83

Aza adino ity hetsika lehibe ity! Tongava maro ary ankafizo ny SHOP IN JOY Fianarantsoa 2026. 🎉

Address

Antsahabe
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:30
Tuesday 08:00 - 18:30
Wednesday 08:00 - 18:30
Thursday 08:00 - 18:30
Friday 08:00 - 18:30
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261387567605

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when G-Shopping Events posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to G-Shopping Events:

Shortcuts

Share