
04/04/2023
Tontosa soa aman-tsara n'y Cabaret niarahana t@ tarika jeneraly izany natao teto @ Espace Mon Univ'Hair mausolée en face arrêt 194, ny Zoma alina teo.
Ny ékipa iray manontolo dia maneho fisaorana sy fankasitrahana feno anareo izay nisafidy
anay ary ihany koa nanome fitokisana anay.
Misaotra indrindra tompoko,
----------------------------------------
Espace Mon Univ'Hair :
- Mahazaka olona hatramin'ny 200 isa
- Misy Parking assuré sy bien gardé
- 🏠 Mausolée en face arrêt Bus 194
- Tel : 038 13 046 75
- Mail : [email protected]
--------------------------------------