17/07/2022
Na misy aza ny elanelan-tany tsy ho adinonay ny fisian lah sy ny zavatra niarahana niaina sy niarahana natao. Ato amponay fona elah de mino zahay zandry fa enonlah zao ventsoventsom-ponay izao. Nataonay ity hira ty mba ho souvenir sy mba ho tantara mipetraka de ato am-ponay fona elah zandry ah.
Mandria ampiandanana elah🔥🖖🏾