Miss For Event

Miss For Event Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Miss For Event, Party Entertainment Service, Anosizato Est 2, Antananarivo.

🎂Confection de gâteau
🌸Création des accessoires pour mariage
🎉Décoration salle
🍡Traiteur et pâtisserie

Nous sommes là pour sublimer toutes vos fêtes:
-💍mariage et fiançailles
-✝️baptême
-🎊anniversaire
-👩‍🎓sortie de promotion👨‍🎓
ou autres...

14/09/2025
Fantatrao ve fa maro ireo zavatra vita avy amin'ny rose 🌺💗🌺 ato amin'i Miss For Event ! Na rose artificielle tsotra na i...
11/09/2025

Fantatrao ve fa maro ireo zavatra vita avy amin'ny rose 🌺💗🌺 ato amin'i Miss For Event ! Na rose artificielle tsotra na ilay effets naturelles dia omenay kalitao tsara hatrany ianareo 😉
😍Jereo ny sary😍

✨Accessoires isan-karazany ho an'ny lanonana rehetra 😍
✨ Vidiny sahaza ho an'ny fahefa-mividin'ny tsirairay
✨Sur commande 3 andro mialoha hatrany ny asa-tànana
👉🏻Aza adino ary ny manindry ny "s'abonner" sy ny "j'aime" mbz tdy ho tara amin'ny zava-baovao misy 😉

Mirary soa antsika rehetra hatrany ooo 😊

🇲🇬Barea🇲🇬 Miss for Event koa dia manohana ny Barea foana 🐂 Alefa hatrany Barea 🇲🇬 Tsara ny Malagasy ❤️ tsara ny vita Mal...
23/08/2025

🇲🇬Barea🇲🇬 Miss for Event koa dia manohana ny Barea foana 🐂 Alefa hatrany Barea 🇲🇬 Tsara ny Malagasy ❤️ tsara ny vita Malagasy ❤️ Aza adino ny mitsidika ny pejy sy manindry ny "s'abonner" 😉

✨🌺 Décoration personnalisée by Miss for Event🌺✨🤔Ahoana ary raha te hisitraka ny tolotra décoration? Tsotra kely😊👉🏻Manara...
19/08/2025

✨🌺 Décoration personnalisée by Miss for Event🌺✨
🤔Ahoana ary raha te hisitraka ny tolotra décoration? Tsotra kely😊
👉🏻Manaraka ny thème/code couleur omenao izahay
👉🏻Manoro hevitra ary manantanteraka ireo nofinofinao rehetra
👉🏻 Miezaka hatrany izahay manome fahafampo ny budget an'ny tsirairay
👉🏻Afaka ataonay avokoa hatramin'ny accessoires madinika rehetra
👉🏻Afaka miara-miasa aminao zahay amin'ny lanonana maro samihafa, na mariazy izany na vodiondry na anniversaires sns ...😊
✨Raha misy fanontaniana dia afaka apetraka ao amin'ny commentaires
✨Raha liana dia manasa anao hiditra hafatra liafina
🌺Aza adino ny manindry "j'aime"👍🏻 sy "s'abonner" mba aharaka io tolotra rehetra.
Mirary soa antsika rehetra hatrany ooo 😊

✨Accessoires mariage personnalisés😍 afaka atao manaraka thème 🧡💙🤍💚💛❤️🤎 Ho an'ny jeunes d'honneurs 💍 ✨Afaka atao haingon-...
18/08/2025

✨Accessoires mariage personnalisés😍 afaka atao manaraka thème 🧡💙🤍💚💛❤️🤎 Ho an'ny jeunes d'honneurs 💍
✨Afaka atao haingon-trano rehefa vita ny lanonana 😉
✨Misy boutonnières ihany koa ho an'ny lehilahy an✨
Aza adino ny manohana ny pejy, tsindrio ny bouton j'aime 👍🏻 ary tsindrio ny "s'abonner" raha te aharaka ny zavamisy ato 😉
✨Mirary soa antsika rehetra hatrany ooo 😊

✨🌺Manomboka herinandro vaovao indray 😊Mirary soa antsika rehetra hatrany ooo.
17/08/2025

✨🌺Manomboka herinandro vaovao indray 😊
Mirary soa antsika rehetra hatrany ooo.

✨🏡Haingontrano ndray inty an🌺✨ Miavaka kely ny trano fandraisam-bahiny misy anazy 🌺 Afaka atao amin'ny efitrano fatorian...
15/08/2025

✨🏡Haingontrano ndray inty an🌺✨ Miavaka kely ny trano fandraisam-bahiny misy anazy 🌺 Afaka atao amin'ny efitrano fatoriana ihany koa, na ao amin'ny efitrano ho an'ny zaza 😍
Misy couleurs ❤️💙🤍💛💚🧡 ary afaka atao fleurs hafa💐, personnalisés ho anao hatrany😉
Midira mp raha liana 📩
Aza adino ny manao j'aime 👍🏻😉
Partageo amin'ny namana fa misy prix de gros 🤩

✨Inty ary ilay mora amin'ilay modèle "Cascade de fleurs🌺" natao pub omaly. Misy couleurs be dia be azo hisafidianana: bl...
14/08/2025

✨Inty ary ilay mora amin'ilay modèle "Cascade de fleurs🌺" natao pub omaly. Misy couleurs be dia be azo hisafidianana: blanc🤍, bleu💙, jaune💛, saumon, vert💚, orange🧡, gris, sns...
✨Aza adino ny manohana ny pejy 👍🏻
✨Zarao amin'ny namana fa manome prix de gros an ↗️

✨ Mandray commande hatrany
✨ Satria asa-tanàna dia commande 3 andro mialoha 😊
✨ Avance 50% ho an'ny confirmation commande
✨ À récupérer Anosibe/Anosizato
✨ Misy service de livraison ihany koa 🚚

✨Tsy voatery manao volo vao manja mande lanonana 😉 Andao hiavaka miaraka 🌺 💁🏻‍♀️na volo tsotra na olioli na ngita, na fo...
13/08/2025

✨Tsy voatery manao volo vao manja mande lanonana 😉 Andao hiavaka miaraka 🌺
💁🏻‍♀️na volo tsotra na olioli na ngita, na fohy na lava, midira mp fa misy sahaza ho anao foana ao 🎀
💸Afaka atao personnalisés hatrany ary ezahina omena fahafampo ny fahefa-mividy rehetra 🤩
✨Manomboka 3000ar monja de mahazo fa tsidiho ny pejy
Mirary tontolo andro mahafinaritra antsika rehetra hatrany 😘

11/08/2025
🌿🌹Asio j'aime 👍🏻 de araho ny pejy Miss For Event 🌹🌿
21/03/2025

🌿🌹Asio j'aime 👍🏻 de araho ny pejy Miss For Event 🌹🌿

🌿🌹Asio j'aime 👍🏻 de araho ny pejy Miss For Event🌹🌿
20/03/2025

🌿🌹Asio j'aime 👍🏻 de araho ny pejy Miss For Event🌹🌿

Address

Anosizato Est 2
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:30 - 19:30
Tuesday 08:30 - 19:30
Wednesday 08:30 - 19:30
Thursday 08:30 - 19:30
Friday 08:30 - 19:30
Saturday 08:30 - 23:30

Telephone

+261344155354

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miss For Event posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share