Mada DJ Ofisialy

Mada DJ Ofisialy Mada DJ ofisialy est une association des DJs de Madagascar qui animent tout genre d'évènement.
(1)

Ambiance 🔥🔥mafana assurée Sady tolotanana ho an'ireo DJ ✨  30 mai
19/05/2026

Ambiance 🔥🔥mafana assurée
Sady tolotanana ho an'ireo DJ ✨
30 mai

29/04/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Ingrid Estefania Ando Rakoto

Mba hofiombonam-pò sy alahelo ary ho fiaraha-ory amin''ny fianakavian'ny DJ KEYTONE, dia mikoike ny firaisankinan'ny Dj ...
28/02/2026

Mba hofiombonam-pò sy alahelo ary ho fiaraha-ory amin''ny fianakavian'ny DJ KEYTONE, dia mikoike ny firaisankinan'ny Dj rehetra eto TOLIARA, fa hamangy tsika androany folakandro @ 4 ora tsy diso. Toerana Devant CEG EZAKA AMBALANOMBIKAMOA TOLIARA. Zay ty afaka nefa te hanao adidy, na isika eto na ny frères de son rehetra eto Madagascar na any ivelany dia afaka mandefa solo-faodranomaso

@ Vice-président DJ John :
034 63 312 28 mvola @ anaran'i Razanajatovo John Arnaud, (description : KEYTONE). 😭😭😭

Booking   DEEJAY
26/02/2026

Booking DEEJAY

22/02/2026
👇🏻
21/02/2026

👇🏻

Misy zava-mahaliana goavana ho avy ato amin’ny page Mada DJ Ofisialy🔥

🎧 Vaovao isan-karazany momba ny tontolon’ny DJ
🎵 adihevitra
🎤 resadresaka sy tantara samy hafa

Manomboka eto, tsy ho pejy tsotra intsony… fa ho sehatra iray mampiray ny tontolon’ny DJ eto Madagasikara!

Arahinao isan'andro, manomboka ny Alatsinainy ka hatramin'ny Zoma

👉 Koa araho dieny izao ny pejy, zarao amin’ny namana, ary miomàna… satria mbola betsaka ny tsy nampoizina ho avy!

08/02/2026

Cliquez sur le bouton Suivre de notre nouvelle page Facebook Mada DJ Ofisial pour ne rien manquer : plus de news et de fun !

Any aoriana, mety hiditra lalina kokoa amin’ny sehatra DJ ny IA :– mampifangaro hira ho azy– manaraka BPM tsy misy diso–...
07/02/2026

Any aoriana, mety hiditra lalina kokoa amin’ny sehatra DJ ny IA :
– mampifangaro hira ho azy
– manaraka BPM tsy misy diso
– manaraka style sy mood ho azy
– mitantana set iray manontolo

Raha vitan’ny IA daholo ny technique,
👉 inona sisa no tena maha DJ?
🤔Fihetseham-po?
🤔Fifandraisana amin’ny public?
🤔 Sa ho lasa “operator” fotsiny ny DJ?

💬 IA ho loza sa opportunité ho an’ny DJ araka ny hevitrao?

Address

Antananarivo

Telephone

+261348511565

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mada DJ Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mada DJ Ofisialy:

Share

Category