Miaro Traiteur

Miaro Traiteur Service Traiteur ( Cocktail de bienvenue, Menu complet,...)
Cuisine
Tel:0343742805

Mbola tsara hatrany no atolotray ho anareo. Aza misalasala tsony fa afa~po daholo izay efa naka anay, na fandraisana, na...
08/04/2025

Mbola tsara hatrany no atolotray ho anareo.
Aza misalasala tsony fa afa~po daholo izay efa naka anay, na fandraisana, na service, indrindra moa hoe ny sakafo 😍
Koa inona tsony ary no andrasana fa dia fandrio ny datinareo fa ataotsika tena manatantara 😍
Contact : 034 42 961 04

tonga izahay😄 anome ny tsara ho anareo. hatrany izahay ,mbola afa-po foana hatreto ze naka anay tam service zay nataonay...
05/11/2024

tonga izahay😄 anome ny tsara ho anareo. hatrany izahay ,mbola afa-po foana hatreto ze naka anay tam service zay nataonay ka hoa anareo zay mbola eo apanomananan na efa makaiky ny lanonana samiha,vonona hanome ny tsara hatrany izahay (serveur,main d'oeuvre ,cuisinier sns....)
ny equipe efa zatra asa avokoa,ka aza misalala,,ny asa vita foana no ifampitsarana
mp avy hatrany na ny 📞034 37 428 05

Izahay ato am Miaro Serveur/Serveuse dia faly miarahaba anareo rehetra nahatratra ity taona 2024.🥳 Enganie ho taona Zina...
07/01/2024

Izahay ato am Miaro Serveur/Serveuse dia faly miarahaba anareo rehetra nahatratra ity taona 2024.🥳 Enganie ho taona Zina sy taom-pahombiazana ho atsika ity taona ity🥂 Ary samy hahatratra ny tanjony avy isika rehetra💪🏻

Isaoranay etoana ianareo naka anay nandritra iny taona iny ka mbola misokatra aminareo ny fiaraha-miasa❤

Koa aza misalasala ary fa mbola eto izahay hanome ny tsara ho anareo🥂

CONTACT
034 42 961 04
034 86 941 70

Salama daholo oh!Buffet tsotsotra nefa nahafapo ny olona rehetra ny Asabotsy lasa teo bell'aire Vontovorona .mbola manan...
25/09/2023

Salama daholo oh!
Buffet tsotsotra nefa nahafapo ny olona rehetra ny Asabotsy lasa teo bell'aire Vontovorona .mbola manana date libre izahay ho anareo izay mila service traiteur,main d'oeuvre ,serveur🍽 sns ... koa aza tara ary fa natao anareo izay mbola eo ampanomanana izany ity
Tongavasoa ny andro malaza ohh😀

Vita soamatsara indray ny asa ny alahady lasa teo, bell'air vontovorona .Izahay dia manolotra ny tsara indrindra hatrany...
19/07/2023

Vita soamatsara indray ny asa ny alahady lasa teo, bell'air vontovorona .Izahay dia manolotra ny tsara indrindra hatrany ho an'ireo efa naka anay.koa fandrio dienizao ny date nareo,fa izahay dia manao ny asa rehetra toy ny ( serveur,cuisinier,plongeur main d'oeuvre) sns...Tsy lafo nefa tsara .ka aza misalasala ary miantso ny👉🏻📞034496104/034869470

CAKE MarbréVita soamatsara indray ny androany,,Afaka miara-miasa aminareo fikambana izay mikarakara opération cake izaha...
22/06/2023

CAKE Marbré
Vita soamatsara indray ny androany,,
Afaka miara-miasa aminareo fikambana izay mikarakara opération cake izahay ary afaka manao commande ihany koa ny rehetra izay liana.
📞 0344296104 /0348694170
Mankasitraka antsika anareo rehetra nandray anjara nametraka fitokisana taminao☺

Asa omaly Alahady😊.Vita soamatsara ny fanokanana ny VFLFJKM Vavahadin'ny lanitra ANGANOMASINA ⛪(Alasora). Ho anareo rehe...
19/06/2023

Asa omaly Alahady😊.
Vita soamatsara ny fanokanana ny VFL
FJKM Vavahadin'ny lanitra ANGANOMASINA ⛪(Alasora). Ho anareo rehetra izay mitady serveur amin'ny fety izay kasainareo atao dia eto izahay vonona hatrany na fikambanana na fiangonana sns... Tsy manavaka izahay fa misokatra hatrany ny fiaraha-miasa
📞:0344296104 /0343742805

Espace Ny akanintsika Ambohijanaka ny Asabotsy lasa teo. 🍰🍨🍷Aza misalasa fa vonona ny hanome ny tsara ho anareo izahay 🍴...
12/06/2023

Espace Ny akanintsika Ambohijanaka ny Asabotsy lasa teo. 🍰🍨🍷
Aza misalasa fa vonona ny hanome ny tsara ho anareo izahay 🍴. Misokatra hatrany ny fiaraha-miasa hoan'ny rehetra😊
📞 0344296104

Ny Asabotsy lasa teo☺Mitohy foana ny ezaka hanomezana fahafaham-po anareo mpanjifa ka anao ny safidy.Ra mbola  eo ampika...
08/05/2023

Ny Asabotsy lasa teo☺
Mitohy foana ny ezaka hanomezana fahafaham-po anareo mpanjifa ka anao ny safidy.Ra mbola eo ampikarakarana ny lanonana isan-karazany izay ilainareo anay🤝🏻 dia aza misalasala fa izahay dia vonona ny hiara hiasa aminareo hatrany,, ny prix mora nefa ny asa vita tsara ohhh!!! Ary ny asa vita no hifampitsarana 😊
Mp na. 👉0344296104/0348694170👈

Address

0348694170
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miaro Traiteur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category