Trois fy plus ambohitrimanjaka

Trois fy plus ambohitrimanjaka Toerana fandraisana lanonana isan-karazany

Misaotra Tompoko🙏🙏❤️❤️Faly foana izahay rehefa afa-po hianareo👉Lundi de Pentecôte trois fy plus 2026
26/05/2026

Misaotra Tompoko🙏🙏❤️❤️
Faly foana izahay rehefa afa-po hianareo
👉Lundi de Pentecôte trois fy plus 2026

Tonga indray ity fotoana mamy ity ❤️❤️💯💯Paf tsy miova 5.000ar Tongava maro!
13/05/2026

Tonga indray ity fotoana mamy ity ❤️❤️💯💯
Paf tsy miova 5.000ar
Tongava maro!

Tonga soa ireto kilalao tsara kely ireto ❤️miezaka foana izahay ny hanolotra ny soa sy tsara ho anareo mpiala voly ato a...
13/04/2026

Tonga soa ireto kilalao tsara kely ireto ❤️
miezaka foana izahay ny hanolotra ny soa sy tsara ho anareo mpiala voly ato aminay 🙏🙏😀🥰
faly ery zao ny ankizy milalao an'ireo eh❤️❤️👊👊

Mbola hafa ihany zany fitsangatsanganana miaraka @ trois fy plus izany 🙏🙏🙏🙏misaotra anareo niaraka taminay misaotra coac...
06/04/2026

Mbola hafa ihany zany fitsangatsanganana miaraka @ trois fy plus izany 🙏🙏🙏🙏
misaotra anareo niaraka taminay
misaotra coach Dzafar Dan (zumba)
misaotra coach Mahery (zumba)
misaotra DJ Teejay Taxx nampirevy
feno fifaliana🥰 sy fifankatiavana❤️ ny fiarahana
misaotra tompoko🙏🙏 amin'ny manaraka indray

Andao indray Ary eh🏊🏊💃🕺🥗🍛🛝⚽⚽🏀🏀tsy mbola nandiso fanantenana anao izahay👉Misy toerana vaovao bé vao vita handraisanay ana...
11/03/2026

Andao indray Ary eh🏊🏊💃🕺🥗🍛🛝⚽⚽🏀🏀
tsy mbola nandiso fanantenana anao izahay

👉Misy toerana vaovao bé vao vita handraisanay anareo

👉Tsy misy hoe tsy mahazo latabatra izany intsony izay tonga ao na firy na firy

🅿️Parking azo antoka tsara sady malalaka be

Ho avy ity ny taona vaovao 2026 ho anao sy ny fianakavianao- fiangonana-fikambanana maro samy hafa,homano dien'izao ny t...
28/12/2025

Ho avy ity ny taona vaovao 2026
ho anao sy ny fianakavianao- fiangonana-fikambanana maro samy hafa,
homano dien'izao ny toerana hanaovana ny fihaonana sy ny fiharabana nohon'ny taona vaovao 2026
Ny Espace trois fy plus ambohitrimanjaka dia vonona hatrany hanolotra ny tsara indrindra ho anao
- Grand piscine roa (2)
- Petit bain roa (2) ho any ireo zaza
- Restaurant-karaoké-Discoteque
- Terrain des foot-Basket-Petanque
- kilalao ny ankizy maro samy hafa
tongava maro. paf 5.000ar
tel 0386887483 - 0343958895

Address

Ambohitrimanjaka
Antananarivo
101

Telephone

+261343958895

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trois fy plus ambohitrimanjaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Trois fy plus ambohitrimanjaka:

Shortcuts

Share

Category