Lalaina Honorencia

Lalaina Honorencia Pour vos fêtes: mariage, naissance, fiançailles, soutenance ou bien réception, commandez vos gateaux 🎂 en ligne Avec Lalaina Honorencia 👩‍🍳
(1)

Mangataha fahendrena amin’Andriamanitra, dia homeny ianareo.” Jakoba 1:5Formation en pâtisserie AntananarivoNa mbola tsy...
19/05/2026

Mangataha fahendrena amin’Andriamanitra, dia homeny ianareo.” Jakoba 1:5

Formation en pâtisserie Antananarivo

Na mbola tsy nanao mihintsy Aza (Débutant ),
Ka vonona tsara manampitiavana ilay asa ary kinga vonona hanao pratique betskaa
na ampitombo traikefa efa tafiditra lalina am ilay Asa

Pour 4 Jours. Toute la journée
💗22 au 25 juin Tana

Ny paiement dia afaka zaraina amin’izay mety aminareo fa vitaina mialoha an’ny date de formation fotsiny. Alefa am 034 17 240 69 Maminiana Honornecia

👉🏽HACCP et BPH
👉🏽Pâtisserie de base
👉🏽Décorations
👉🏽Technique et secret professionnel, Matériel
👉🏽Gâteau personnalisé et tendance
👉🏽Pate a sucre
👉🏽Montage trompe l'oeil et 3D
👉🏽Support de cours offerts
🫴🏽550000ar

Ingrédients efa inclus ,mitondra mody izay vitanao ianao !!

😋Mitondra gâteau mody ilay Boribory 1 iny
😋Izay pâte rehetra atao eo choux ,tarte, millefeuille,quiche sns
😘Mitondra le gâteau en pâte à sucre amboarinao mody

🫴🏽Ireo ihany numero-ako akotr'izay tsy izy
🫴🏽Maminiana Honorencia
🫴🏽034 17 240 69 (a compte, reservation formation)🙏

Mp na 032 61 157 27 - 0348568872 na WhatsApp

“Aoka ny fiadanan’i Kristy no hanapaka ao am-ponareo.”— Kolosiana 3:15“Ny vokatry ny fahamarinana dia hafafy amin’ny fih...
18/05/2026

“Aoka ny fiadanan’i Kristy no hanapaka ao am-ponareo.”
— Kolosiana 3:15
“Ny vokatry ny fahamarinana dia hafafy amin’ny fihavanana ho an’izay manao fihavanana.”
— Jakoba 3:18

Mahatsiaro ireto olona Mamy be ireto aho dia sady tehisaotra azy ireo nisy teo.amin'ny fiainako😘💗
Le Formation zany nananganana famille sy Rahavavy Vao2
Sady tsy vitan'izany fa Mbola nahazo fanomeza sy fankasitrahana Spécial tena hoe nandona Fo Sady nalatsaka ranomasoko le. surprise nataony zareo (alefaso le vidéo e!!)
Maro fanomezana hazoko isakin'ny vita formation na vohanomboka koa aza fa ito tena nihavaka
Sady noentiny zareo niala voly za no mbola nomeny vola fanomezana tena ho tsy voavaliko fa misaotra misaotra 😭💗😘🙏
Mirary Anareo za hahavita am asan'ny Mofomamy
Dia tiako be daholo
Satria hono zareo hafapo tamin'ny fampinarana dia nanomana io fanomezana io
Sakafo mo Dia aoka fotsiny Misoatra e!!!

Ka Raha anisany tehohafapo koa Ianao Dia tongava manao formation. Eto Tana n'y 22 au 25 juin
Ety Anjanahary 550000ar

Alefaso commande fête des mères e!!💗

032 61 157 27 - 034 85 688 72
@ Anjely NyAiko
Lathi Rova - Nivoniaina Ratompoarimira , Sandy Ra , Njiva Razaf, Hantr'oliva , Ando Rafanomezantsoa, Tinah Rak , Tina Andriam Jafan Raveloarijaona
Hanitra Rakotoarisaona - Holy malala 🤣😘💗
Xiaoya Rianala- sidwina

14/05/2026

Arahaba, ry ilay nasoavina; ny Tompo momba anao.”💗🙏

Ho antsika Rehetra Manana Reny💗😘 aza adino ny 31 Mai ho famalifaliana 😃ho fankasitrahana,🌹🎁 ho fanehom-pitiavana💑🤱🏽 azy dia aza adino fanomezana ho an'i Neny
atoaminay zao Gâteau🎂🍰 izay forme sy goût tinao dia ahafaka ataonay

a partir 6500ar a 12500ar++ portion

fa ny aza adino indridra dia ny mitia sy Manaja ary indridra indridra MIVAVAKA😘💗🙏ho azy

afaka manao formation ihany koa anefa Ianao am 18 au 21 Mai izao dia hafaka Ianao mihintsy manao mofomamy Neninao tongava aza misoratra Anaranae!!!

tononkalo nindramina ho fanomezana sahady ho an'i Neny🤱🏽

Ny Reniko izay efa Mandry ampihadanana
"Tiako Mama, tsy adino Mandrakizay"💗
0348568872

10/05/2026

“ Tompo oh , Dera ; Laza ; Voninahitra ho anareo irery ihany ” ❤️🕊️

Fa tena hoe alaivo video hono izy fa anao Chef sy publicité 😭😂😂 tena tiany ilay izy tena hoe tiany 🥹

Aza tara ny amin’ny fisoratana anarana ny amin’ny formation antsika ny 18-19-20-21 Mai ho avy izao 🥹😍
550.000Ar pour 4 jours ( toute la journée)

Aza adino ihany koa ny fetin’ny Reny fa efa akaiky an 🤍 omeo ny mamy indrindra i Neny 😘🥳

Mirary Alahady mahafinaritra ❤️

“Tsy ho anay, Jehovah ô, tsy ho anay, fa ho an’ny anaranao no omeo voninahitra.”Salamo 115:1Tena mitondra any amin'ny no...
08/05/2026

“Tsy ho anay, Jehovah ô, tsy ho anay, fa ho an’ny anaranao no omeo voninahitra.”Salamo 115:1

Tena mitondra any amin'ny nofy.mamy izao retourne nareo client Zao tena misaotra Mankasotra e!!!
Tsy tonga lafatra fa mihezaka foana manao izay tratra 🙏hahafaly Hanareo

Mandray commande foana
A partir 6500ar a 12500ar ++portion miankinana am model

Alefaso ihany koa.mofo mamy ho an'i Neny😘

Dia amin'ny 18 -19 -20 -21 formation pâtisserie
550000ar inclus ingrédients

034 85 688 72

Bonne nuit😘😘😘

06/05/2026

Andao ary isika hiaraka anao Salade bio ehh ouii tena Bio 🤪😻

Avy nalaiko tao an-tokontany daholo ireo 🤗❤️

Fa izany eo ihany fa nareo ve tsy mba te hanao formation eh ?🧐🥹

Ny 18-19-20-21 Mai ho avy izao dia misy formation (mety tsara amzay ianao ihany manao gateaux an’i Neny 😋)

550.000Ar coût de formation ( toute la journée)

Pâtisserie de base + monde de pâte à sucre ( otran’ilay sary hitanareo matetika ato ireny ) 🤗

Mp pour plus d’informations 💛

Coucou!!!! “Fa ny Mpananatra, dia ny Fanahy Masina, izay hirahin’ny Ray amin’ny anarako, dia Izy no hampianatra anareo n...
05/05/2026

Coucou!!!!

“Fa ny Mpananatra, dia ny Fanahy Masina, izay hirahin’ny Ray amin’ny anarako, dia Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra nolazaiko taminareo.”Jaona 14:26

Mpianatra 1 manao en ligne any ivelany
Nihanatra teo amin'ny 3 mois Téo izay efa misehatra sy mandray commande (tena tsy mbola nanao gâteau mihintsy izy fa cours en ligne io nihatombohany)
Miankina aminao n'y ho Avy fa ampiko fizarana maximum am cours AVY aty amiko🙏😘

Misy koa nanao pate a sucre fotsiny 20jours teo izay efa sahy mizara fahaizana ary tena hoe tafavokany tanteraka sambany ihany koa izy vo nanao pâte à sucre😘🙏

Ianao sisa andrasana aza ho any eto Antananarivo eny Anjanahary isika no hianatra ny
18-19 -20 -21 Mai zao sarany complet 550000ar miaraka amin'ny ingrédients sy support de cours
Miditra am 7h 30 - 11h 45
13h - 17h30 ( mety mihotra arak'izay fahavitany)
Alamino tsara Programme

Na : pâtisserie de basse sy tendance 18-19Mai
300000ar

Na: le Monde de Pâte à sucre 20 - 21Mai
300000ar
Anao safidy aza (hafaka alefa tsikelikely ny frais de cours mandrapaha tonga ny 18 Mai)

Alefa mvola 034 17 240 69 Maminiaina

Hafaka miantso na mandefa WhatsApp 0348568872

Miandry Anao aza e! 😘 ao COMS misy fanazavana😃👇🏽

Tsy hoe tsara noho ny hafa , na hoe mendrika kokoa , fa ny fahatsaranao Tompo🥹🥰 io no mba hitafiako 💖😍🫶🏽 Misaotra ny Tom...
01/05/2026

Tsy hoe tsara noho ny hafa , na hoe mendrika kokoa , fa ny fahatsaranao Tompo🥹🥰 io no mba hitafiako 💖😍🫶🏽 Misaotra ny Tompo hatrany ny amin’ny fitiavany 🤩💗

Volana May sahady tena hoe mandeha sy mihazakazaka ny fotoana eh ?🫠😘

Misy andro maro tsy iasana maromaro mintsy anisany ny androany 🫶🏽 fa koa an ny Alahady 31 Mai an dia fetin’ny Reny 🥹🤩 sahady 🙀😻

Misokatra tanteraka ary ny fandraisana commande 😍 vonjivonjeo ihany koa sao tara eo annn 😂🤎

Afaka mitondra modèle tsara ianareo 💗 dia ao amin’ny Message Privé ny tohiny ary ❤️

Mirary tontolo andro mahafinaritra ary ohh🌼🥳

Message NNS Gâteau natao tany am dezaka 💗🙏Mandray commande foana
30/04/2026

Message NNS
Gâteau natao tany am dezaka 💗🙏
Mandray commande foana

29/04/2026

Izy aloha tsy miala vo resaka gâteau sy pizza e,!!
Voanjobory hono 🤣🤣

Fa Ianao no fanantenako, Jehovah Tompo o, ry tokiko hatry ny fony aho mbola tanora. — Salamo 71 : 5Mitady gâteau mafatif...
28/04/2026

Fa Ianao no fanantenako, Jehovah Tompo o, ry tokiko hatry ny fony aho mbola tanora. — Salamo 71 : 5

Mitady gâteau mafatifaty ve Ianao?
Toy ito fianankaviana 1 izay efa teo hatramin'izay ka hatramizao

Pri Andrianina Rakotonirina🙏💗(Misaotra foana e!!!😘😘😘)

A Partir 6500ar a 12500ar ++ portion miankina am'model

A part carton sy livraison

Mp na WhatsApp 0348568872

Mois de Mai indray ny formation patisserie hoan'Antananarivo 550000ar pour 4 jour

Aza adino fa Manao sakafo reehtra izay ilainao
Ka aza misalalasa miantso aza e!!!😘
Hindrana Kely an'ilay hoe

" Zay fa bizouuu😘😘😘

Address

Anjanahary
Antananarivo
101

Telephone

+261348568872

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lalaina Honorencia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category