๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ผ ๐—ฅ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐˜๐—ผ

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ผ ๐—ฅ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐˜๐—ผ

๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ผ ๐—ฅ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐˜๐—ผ ZARA KANTO

KIANJAN'NY HIRA GASY
22/05/2026

KIANJAN'NY HIRA GASY

Soa rangaranga
18/05/2026

Soa rangaranga

๊ชœ๊ช–ษ€แป‰๊ช‘๊ช‰๊ช– แ ป๊ช–แญข๊ช–๊ซ๊ช—
16/05/2026

๊ชœ๊ช–ษ€แป‰๊ช‘๊ช‰๊ช– แ ป๊ช–แญข๊ช–๊ซ๊ช—

Fotoanatanteraka
02/05/2026

Fotoana
tanteraka

IRAKA AHOIraka aho, tonga tsy kisendrasendra,Nomena vatana, fanahy, fahatsapana,Mandeha aminโ€™ny lalana tsy voasoratra,Fa...
30/04/2026

IRAKA AHO

Iraka aho, tonga tsy kisendrasendra,
Nomena vatana, fanahy, fahatsapana,
Mandeha aminโ€™ny lalana tsy voasoratra,
Fa voatendry, voafidy, tsy azo lavina.

Tsy mba tonga hitazana fotsiny izao tontolo izao,
Fa hitondra hazavana aminโ€™ny aloky ny fanadinoana,
Ny fijeriko, ny fahenoako, ny fihetseko,
Dia fitaovana hanatanterahana ny iraka masina.

Saingy indrisy, ny fiarahamonina manodidina,
Mampisalasala, manaratsy, manakana,
Tsy mahita ny iraka, fa mahita endrika,
Tsy mandre ny antso, fa mandre feo manaratsy.

Raha miaina ao anatiny aho,
Dia very ilay lalana nisy fanilo,
Tsy tanteraka ny iraka, fa voasakana,
Tsy mahatratra ny farany, fa mivadika ho fanadinoana.

Ka miala aminโ€™ny tabatabanโ€™ny tontolo aho,
Miverina aminโ€™ny niandohana, aminโ€™ny antso voalohany,
Izay naniraka ahy, tsy aminโ€™ny fitiavan-tena,
Fa aminโ€™ny fitiavana lalina tsy takatrinโ€™ny saina.

Iraka aho, tsy anโ€™ny tany, fa anโ€™ny lanitra,
Tsy anโ€™ny olona, fa anโ€™ny fanahy,
Tsy anโ€™ny fombanโ€™olombelona, fa anโ€™ny fahendrena,
Iraka aho, ary tsy maintsy tanterahiko.

๐ŸƒAndo Rakoto๐Ÿ–Š

๐Ÿ‘๐Ÿ‘๐Ÿฝ
24/04/2026

๐Ÿ‘๐Ÿ‘๐Ÿฝ

VazimbaMpanazary
17/04/2026

Vazimba
Mpanazary

๐Ÿ’š
16/04/2026

๐Ÿ’š

๐Ÿค๐Ÿ’›
16/01/2025

๐Ÿค๐Ÿ’›

Address

Tsimbazaza
Antananarivo
101

Telephone

+261343278542

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ผ ๐—ฅ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐˜๐—ผ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ผ ๐—ฅ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐˜๐—ผ:

Share