Sakafo Matsiro

Sakafo Matsiro service traiteur haute qualité

Huile coco pressé à froid 🥥Ireto avy no tombotsoa sy azo ampiasana azy.Manamandina voloManala rivotra amin'ny zazakely n...
17/03/2025

Huile coco pressé à froid 🥥

Ireto avy no tombotsoa sy azo ampiasana azy.
Manamandina volo
Manala rivotra amin'ny zazakely na olondehibe.
Afaka atao solona démaquillant na atao amin'ny tarehy rehefa hariva dia manamandina bé azy.
Atao bain de bouche raha te hanafotsy nify.
Mety atao amin'ny sakafo .
Afaka sotroina kely ihany koa mba hanamora ny fandevoanankanina .

Tena tsara ny huile coco pressé à froid no sady tsara fofona bé .
Rehefa vizambizana iny dia miotra kely aminy .
Misy format 100ml, 200ml, 500ml ary 1 litre

Na ny pô ary misy maka sy manatitra ,nefa enao tsisy 🤧😭🤣Za irery kosa ve no iomehy eo fa dia nobataiko ato aloha 🤣Aza pa...
16/03/2025

Na ny pô ary misy maka sy manatitra ,nefa enao tsisy 🤧😭🤣

Za irery kosa ve no iomehy eo fa dia nobataiko ato aloha 🤣
Aza partagena a fa bedin'i tompon'ny sary eo 😭🤣

04/03/2025

Tantely amam-bahona tokoa ny fiainana🥺
I Myh en MbaLait nahazo zazakely 🥰
I Dylan Toulcanon kosa nandao ny tany 🥺.

28/12/2024
28/10/2024

Accident teo Moramanga hono ny tarika JAOJOBY .
mba ilazao vaovao misimisy izay maharaka

Buffet by Traiteur mora be 09/05/24Golden House alasora bypass
10/05/2024

Buffet by Traiteur mora be
09/05/24
Golden House alasora bypass

Le fameux VONJOBORY sy HENAKISOA vary mitsangana 🥰😋😋Sakafo malagasy ,mafilotra , tsisy aingitraingitra fa tonga dia arap...
13/04/2024

Le fameux VONJOBORY sy HENAKISOA vary mitsangana 🥰😋😋

Sakafo malagasy ,mafilotra , tsisy aingitraingitra fa tonga dia arapaka ampiarahina amin'ny lasary voatabia sy sakay pilokely .😋😋😋

ODY KOHAKA haingam-piasa Fanamboarana sirop ho an'ny zaza na ny olona mikohaka sy marary tenda. Mila "navet" atao boribo...
13/04/2024

ODY KOHAKA haingam-piasa

Fanamboarana sirop ho an'ny zaza na ny olona mikohaka sy marary tenda. Mila "navet" atao boribory kely na "râpé-na" asiana siramamy kely, vovoka jirofo 1 tsongo, sy tongolo gasy hasiny 1. Avela hilona mandritra ny alina. 1 sotrokely in 3 isan'andro ho an'ny zazakely ary 1 sotrolehibe ho an'ny olondehibe.

Address

Antananarivo

Telephone

+261337436192

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sakafo Matsiro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category