Evah Events

Evah Events Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Evah Events, Caterer, Sonerana, Anosizato.

...TANDREMO...ANDRON'NY FIOVANA IZAOFiovan'ny hafanana, Efa mafana izao ny andro an!Prix de gros hoanareo revendeurmanan...
20/10/2025

...TANDREMO...ANDRON'NY FIOVANA IZAO

Fiovan'ny hafanana, Efa mafana izao ny andro an!
Prix de gros hoanareo revendeur
manana CIF 2025 a jours /, hoanareo izay mila izany hatramin'izay.
034 19 838 68

Efa manomboka mafana ny andro ka indro indray ary ny vokatra natoraly sady mampody aina no feno tsiro izay ilaina, mampa...
08/09/2024

Efa manomboka mafana ny andro ka indro indray ary ny vokatra natoraly sady mampody aina no feno tsiro izay ilaina, mampangatsitsika amin'ny andro mafana ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜Š.. Koa hoa izay mbola hivarotra na koa anandrana ny jus feno tsiro dia aza misalasala manao commande afaka aterinay na aiza na aiza misy anareo na tonga dia miantso avy hatrany ny 0341983868๐Ÿ™๐Ÿ™

.... Iza daholo ilay tsy mahafoy ny yaourt sy glace   Events ato? Miverina indray aza izahay izao fa efa manomboka mafan...
26/08/2024

.... Iza daholo ilay tsy mahafoy ny yaourt sy glace Events ato? Miverina indray aza izahay izao fa efa manomboka mafana ny andro koa dia aza misalasala manontany na manao commande avy hatrany

Mankasitraka foana an'ireo mpanjifa mahatoky ny asan'ny  Mirary P***a sambatra ho antsika rehetra
08/04/2023

Mankasitraka foana an'ireo mpanjifa mahatoky ny asan'ny

Mirary P***a sambatra ho antsika rehetra

...Miarahaba tompoko, izahay ato amin'ny   events dia vonona hatrany hanome vahaolana ary afaka manala ny fahasahiranana...
04/04/2023

...Miarahaba tompoko, izahay ato amin'ny events dia vonona hatrany hanome vahaolana ary afaka manala ny fahasahirananareo ๐Ÿ˜Š tsy mila mitady lavitra fa eto izahay hanampy anareo !ianareo mpiasa,mpianatra mitady sakafo dia homenay tolotra mora dia mora satria dia 3000ar nefa afapo ianareo
vary +laoka+lasary+salade de fruit
Koa raha mahaliana anao dia afaka tonga dia miditra mp na tonga dia miantso ๐Ÿ“ž0348796105 na 0341983868
Alefaso mialoha ary ny commande ๐Ÿ˜Š

Na ny ankohonana kely ao antrano aza no te hanamarika andro iray dia aza misalasala miantso n'a miditra mpNy   dia Manka...
29/03/2023

Na ny ankohonana kely ao antrano aza no te hanamarika andro iray dia aza misalasala miantso n'a miditra mp

Ny dia Mankasitraka foana ireo mpanjifa mahatoky anay

Ireo ndray ny sombiny @ asa androany

Ataovy tsotsotra ozy ny renin'ilay zaza fa ity ny volanay๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธOk oa fa ataonay  tsy mahabotry ny andaniny nefa tsy mahafaty...
26/03/2023

Ataovy tsotsotra ozy ny renin'ilay zaza fa ity ny volanay๐Ÿ’ธ๐Ÿ’ธ

Ok oa fa ataonay tsy mahabotry ny andaniny nefa tsy mahafaty ny ankilany๐Ÿ˜๐Ÿ˜

Ny dia Mankasitraka hatrany ireo mpanjifa mahatoky anay

Tsy mifidy andro sabotsy na lahady ny fitadiavana sy fanomezana fahafampo ny mpanjifa Mankasitraka indrindra tompoko nam...
19/02/2023

Tsy mifidy andro sabotsy na lahady ny fitadiavana sy fanomezana fahafampo ny mpanjifa

Mankasitraka indrindra tompoko nametraka fatokisana anay

Ouuuf!! Vita aloha izay ny 3รจme semaine Ankasitrahanay foana ianareo mpanjifan'i Hazakazaka kely ny asantsika tanatin'it...
15/01/2023

Ouuuf!! Vita aloha izay ny 3รจme semaine
Ankasitrahanay foana ianareo mpanjifan'i

Hazakazaka kely ny asantsika tanatin'ity volana Janoary ity
Tsy maninona foana zany satria zahay tia miasa ianareo tia mifety (mifameno isika๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜Š)

Ny Sabotsy 28 Janoary aloha efa feno tanteraka(raha jours ouvrables dia miantsoa ihany)
Malalaka kely izany ny 22 sy 23 Janoary (mila miantso mialoha ihany nefa)
Contact 034.87.961.05
Na 034.19.838.68

Fa ilay retour oa e, ilay retour avy aminareo anie ka motivation ho anay e๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜

Mankasitraka hatrany ireo mpanjifan'ny Evah Events @ fahatokisanaTinay ianareo dia ataonay am-pitiavana tsy hitandroanay...
12/12/2022

Mankasitraka hatrany ireo mpanjifan'ny Evah Events @ fahatokisana

Tinay ianareo dia ataonay am-pitiavana tsy hitandroanay hasasarana koa ny asanay

Mirary soa ho an'ny mpanambady

22/09/2022
Mitohy hatrany ny preparation gouterTsy lavitra cake ny any aminay ray oooo!!!
22/09/2022

Mitohy hatrany ny preparation gouter
Tsy lavitra cake ny any aminay ray oooo!!!

Address

Sonerana
Anosizato
102

Telephone

+261348796105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Evah Events posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category