O'créa Traiteur

  • Home
  • O'créa Traiteur

O'créa Traiteur Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from O'créa Traiteur, Event Planner, .

⭕Vao ny entrée froide fotsiny no nohaninareo dia efa mandeha ny retour fa tsara be ny sakafo 🥰😍❤️ WAOUHH 🥰😍❤️mamiiii ani...
09/11/2023

⭕Vao ny entrée froide fotsiny no nohaninareo dia efa mandeha ny retour fa tsara be ny sakafo 🥰😍❤️ WAOUHH 🥰😍❤️mamiiii anie zaniii eee🥰😍❤️

Raha mbola tsy nanandrana ny goût sy ny quantité ny sakafon'ny O'créa Traiteur ianao dia fotoana mety izao hamandrihana sahady ny daty ho amin'ny taona vaovao 2024 🥰efa kely sisa dia ho feno ny mois de Janvier anie eee😍.

🛑Tsy miova aloha ny tolotra @ ity taona ity izay mbola andraisanay service raha jour ouvrable fa efa feno ny datinay ny weekend tompoko 😊 :
👉manomboka amin'ny 17000,19000,21000 ariary par personne ny menu servi : 2 entrées, résistance, dessert, jus naturel, serveur.
👉 manomboka amin'ny 22000,24000,26000 ariary par personne ny pack sakafo : 2 entrées, résistance, dessert, jus naturel, boisson gazeuse, eau vive, gâteau, serveur.
👉manomboka amin'ny 36000,40000,45000 ariary par personne ny buffet a gogo 😍
👉 manomboka amin'ny 5000 ariary par personne ny cocktail de bienvenue : 5 variétés+ jus naturel
👉 manomboka amin'ny 3500 ariary par personne ny portion amin'ny gâteau.

➡️Tsidio ny pejy O'créa Traiteur na miditra mp mivantana amin'i Orima Rabemanantsoa na miantso ny 0342733590 .

Nb : prix sans couvert sy déplacement ireo tompoko 😊

⭕Ireto indray ny asa vita tao anatin'ny 2 herinandro 🥰izay anoloranay fisaorana mitafotafo ho anareo client hatrany 😊 mi...
31/10/2023

⭕Ireto indray ny asa vita tao anatin'ny 2 herinandro 🥰izay anoloranay fisaorana mitafotafo ho anareo client hatrany 😊 misy ireo efa "client fidèle" tsy miala @ O'créa Traiteur mihintsy 🥰🙏😍:
👉19/10/2023 : mariage (Fanj'espace Ambohimangakely)
👉21/10/2023 : mariage ( Espace Grand Soavina )
👉21/10/2023 : mariage (espace Fenitra By-pass)
👉26/10/2023 : fiançaille et mariage civil (Yandy By-pass)
👉28/10/2023 : mariage (Quantum hôtel By-pass)
👉28/10/2023 : mariage (Espace Mihajatiana Ambohimalaza)
👉28/10/2023 : mariage (Espace Fenitra By- pass).

🛑Aza misalasala miantso na miditra mp mivantana amin'i Orima Rabemanantsoa,na mandefa mp anaty page O'créa Traiteur raha mahaliana anao ireto tolotra ireto :

➡️Menu servi manomboka amin'ny 17000,19000,21000 ariary par personne : 2 entrées, résistance, dessert, jus naturel ary ny serveur

➡️Pack sakafo manomboka amin'ny 22000,24000,26000 ariary par personne : 2 entrées, résistance, dessert , jus naturel, boisson gazeuse, eau vive, gâteau ary ny serveur

➡️Buffet a gogo 😍 manomboka amin'ny 36000,40000,45000 ariary par personne

➡️ Cocktail de bienvenue manomboka amin'ny 5000 ariary par personne (5 variétés+ jus naturel)

Nb : prix sans couvert,sans salle ,sans déplacement ireo tompoko.

⭕Ny toy izao fona no irarianay ho retour avy aminareo client 🙏🥰tena we mamiiii kwely 😍🥰❤️❤️
31/10/2023

⭕Ny toy izao fona no irarianay ho retour avy aminareo client 🙏🥰tena we mamiiii kwely 😍🥰❤️❤️

⭕Efa mandray réservation ny taona 2024 zahay an 😍🥰,ny 2 Décembre sisa no tsy mety lafo ato sao mba halainareo 😍Fa mankas...
15/10/2023

⭕Efa mandray réservation ny taona 2024 zahay an 😍🥰,ny 2 Décembre sisa no tsy mety lafo ato sao mba halainareo 😍

Fa mankasitraka feno amin'ny fitokisana zareo an 🙏🙏
👉7/10/2023 : fiançaille et mariage civil (espace Loharano Itaosy )
👉8/10/2023 : batisa (villa privée Ambohimangakely)
👉14/10/2023 : anniversaire (AKAMA 67ha)
👉14/10/2023 : fiançaille et mariage civil (villa Fonenantsoa Ikianja Ambohimangakely)
🛑Mbola mitohy hatrany ihany koa ny tolotra :
➡️ manomboka amin'ny 17000,19000,21000 ariary par personne ny menu servi : 2 entrées, résistance, dessert, jus naturel, serveur.
➡️ manomboka amin'ny 22000,24000,26000 ariary par personne ny pack sakafo : 2 entrées, résistance, dessert, jus naturel, boisson gazeuse, eau vive, gâteau, serveur.
➡️ manomboka amin'ny 5000 ariary par personne ny cocktail de bienvenue : 5 variétés+ jus naturel
➡️ manomboka amin'ny 36000,40000,45000 ariary par personne ny buffet a gogo 😍 averina indray hoe a gogo 😍😍 andramo raha mbola tsy nahita ianao 😍.

👉Tsidio ny pejy O'crea Traiteur aza e😊na miditra mp mivantana amin'i Orima Rabemanantsoa,na miantso ny 0342733590 fa ho afa-po tokoa ianao na qualité na quantité (vavolomelon'izany ireo efa nisitraka ny tolotra).
Nb : mba tonga dia miantso raha maika satria misy fotoana tsy connecté,mbola tsy tafiditra anatin'ireo prix ireo ny couvert sy ny déplacement tompoko 😊.

⭕Mitohy hatrany ny fandraisanay anareo fa aza misalasala manantona mivantana na miantso na mandefa mp 😊,tsy mialonjafy z...
02/10/2023

⭕Mitohy hatrany ny fandraisanay anareo fa aza misalasala manantona mivantana na miantso na mandefa mp 😊,tsy mialonjafy zahay tompoko fa teneno ny budget dia ataontsika izay mahamety azy🥰.

🛑Aterina hatrany ihany koa ny fisaorana ho anareo nahatoky ny ekipan'ny O'crea Traiteur :
👉22/09/2023 : mariage (espace Mah Résidence Anjomakely)
👉23/09/2023 : mariage (espace Andraina Itaosy)
👉23/09/2023 : fiançaille et mariage civil (Ambohitrarahaba)
👉23/09/2023 : opération mine-sao (FJKM Ambalavao Isotry ).
👉30/09/2023 : mariage (espace Fenitra By pass )
👉30/09/2023 : fitokanan-trano (Ambavahaditokana Itaosy)

⭕Tsy miova ny tolotra an:
➡️ manomboka amin'ny 17000,19000,21000 ariary par personne ny menu servi (2 entrées, résistance, dessert, jus naturel, serveur)
➡️ manomboka amin'ny 22000,24000,26000 ariary par personne ny pack sakafo ( 2 entrées, résistance, dessert, jus naturel, boisson gazeuse, eau vive, gâteau, serveur)
➡️ manomboka amin'ny 5000 ariary par personne ny cocktail de bienvenue (5 variétés+ jus naturel)
➡️ manomboka amin'ny 36000,40000,45000 ariary par personne ny buffet a gogo,averinay indray hoe a gogo 😍.

👉👉Tsidio ny pejy O'crea Traiteur,na miditra mp mivantana amin'i Orima Rabemanantsoa,na miantso ny 0342733590 fa ho afa-po tokoa ianao😊.

Nb: prix mbola tsy misy couvert sy déplacement ireo tompoko .

⭕Eeeeh,oooohh👋👋👋efa misy réservation 2024 anie e🥰efa misy tafiditra an 😍.Aza ela mandray fanapahan-kevitra fa ny olona a...
18/09/2023

⭕Eeeeh,oooohh👋👋👋efa misy réservation 2024 anie e🥰efa misy tafiditra an 😍.
Aza ela mandray fanapahan-kevitra fa ny olona anie efa taitra eeee🥰

Fa izany eo ihany ,ndao aloha mba hirary soa an'ireto client nametraka fitokisana ireto indray: "ho lamban'akoho re ,ny mpianatra kosa ho tonga amin'ny ambony hatrany 😌".
👉👉15/09/2023 :Sortie de promotion ( INFO SUP Ambolokandrina ).
👉👉16/09/2023 : Fiançaille et mariage civil (Sahan'ny Nofy Ambohimalaza)
👉👉16/09/2023 : Fiançaille et mariage civil (villa Mahefa Antanimenakely Ampitatafika)
👉👉16/09/2023 : Fiançaille (espace Dreams Androndrakely)

🛑Ny tolotra ihany koa tsy miova 😊😊
➡️ manomboka amin'ny 17000,19000,21000 ariary par personne ny menu servi : 2 entrées, résistance, dessert, jus naturel, ary ny serveur.
➡️ manomboka amin'ny 22000,24000,26000 ariary par personne kosa ny pack sakafo : 2 entrées, résistance, dessert, jus naturel, boisson gazeuse, eau vive, gâteau ary ny serveur.
➡️ manomboka amin'ny 35000,40000,45000 ariary par personne ny buffet
➡️manomboka amin'ny 5000 ariary par personne ny cocktail de bienvenue

⭕Tsidio ny pejy O'créa Traiteur na miditra mp mivantana amin'i Orima Rabemanantsoa na miantso ny 0342733590 fa ho afa-po tokoa ianao.
Nb: prix sans couvert sy déplacement ireo tompoko 😊.

Address


Telephone

+261342733590

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when O'créa Traiteur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to O'créa Traiteur:

  • Want your business to be the top-listed Event Planning Service?

Share