05/02/2026
🏯 Hanao visite ny toeram-pilanonana ve ianareo ato ho ato?
🛑 Aza mandeha raha tsy mahazo valiny mahafapo amin’ireto zavatra ireto :
❤️ Matetika tonga dia coup de coeur tsika ilay toerana fa mila fantarina tsara nefa ireto manaraka ireto :
✅ Horaire : Hatraminy firy ny lera farany?
✅ Fitaovana : Inona daholo ny fitaovana misy ao an- toerana (table, chaises, couvert, refrigerateur, congélateur,)
✅ Caution et droit : Inona avy ireo karazana vola mila aloha, ankoatrany ny hofana salle
✅ Plan B :
👉MIsy groupe ve ny toerana raha tapaka ny jiro
👉Aiza no atao ny céremonie raha avy ny orana ?
✅ Prestataires : Manana safidy malalaka aminy traiteur, decorateur, orchestre, sono sa tsy maintsy ny ao an-toerana?
Ireo aminy ankapobeny ny tena mila fantarina fa afaka manampy isika ao aminy commentaires
‼️ Aza misalasala miantso ny Rar'vato raha mahaliana anao ny toerana.
📞034 77 206 17
033 33 206 17