O2Là

O2Là Au paradis de l'ambiance

01/01/2023

O2Là Ambositra 306 dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2023 ity! Mankasitraka ihany koa anareo izay niaraka nifety sy nitsena ny taona Vaovao tato amin'ny O2Là 🙏🙏

Tongava Maro e!!!  Tsy handiso fanantenana anao ny O2Là 🎊🎉🎶🎤🍻🍹
30/12/2022

Tongava Maro e!!! Tsy handiso fanantenana anao ny O2Là 🎊🎉🎶🎤🍻🍹

Salama any o! Vaovao Bé, Tee shirt O2la @ vidiny Mirary 25000 ar monja, 100% coton, tsy mihofo, tsy miroraka, mahazo fih...
21/12/2022

Salama any o! Vaovao Bé, Tee shirt O2la @ vidiny Mirary 25000 ar monja, 100% coton, tsy mihofo, tsy miroraka, mahazo fihenam bidy izay mividy mihoatran n'y 5, misy ihany koa cadeau omena izay mpanjifa n'a mandalo ato aminay ka manao tee short O2la, contacter 0344360680 n'a mp avy hatrany

Miarahaba antsika rehetra eto Ambositra sy ny manodidina, efa andro sisa isaina dia tonga ny fety🌲🎈🎇, koa aza misalasala...
04/12/2022

Miarahaba antsika rehetra eto Ambositra sy ny manodidina, efa andro sisa isaina dia tonga ny fety🌲🎈🎇, koa aza misalasala intsony ary manao commande Bûche de Noël🍰 amin'ny tsiro izay tsy ahafoizanao anay. Contacter 🤳0344360680, na MP avy hatrany ,🙏🙏

Makasitraka an'i Ariane nandalo teto O2Là Ambositra 👍👍
03/07/2022

Makasitraka an'i Ariane nandalo teto O2Là Ambositra 👍👍

30/05/2022

Ambiance fête de Mère 👍💪💪👍

Miarahaba Ny Reny rehetra amin'izao fetin'ny Reny izao, Ho tahian'Andriamanitra anie  ianareo! 👍👍 ary ho Reny filamatra ...
29/05/2022

Miarahaba Ny Reny rehetra amin'izao fetin'ny Reny izao, Ho tahian'Andriamanitra anie ianareo! 👍👍 ary ho Reny filamatra ihany koa!! Mankasitraka anareo rehetra izay nandray anjara tamin'ny Gâteaux izahay ato amin'ny O2Là🙏🙏

Efa akaiky zao ny fankalazana ny fetin'ny Reny ❤🎉 ka afaka manao commande na gâteau 🎂  isika hankalazana izany. Efa mand...
14/05/2022

Efa akaiky zao ny fankalazana ny fetin'ny Reny ❤🎉 ka afaka manao commande na gâteau 🎂 isika hankalazana izany. Efa mandray commande ny ato O2Là Afaka mandefa MP na miantso ny N° 0344360680 ianareo. Mankasitraka e!! ☺

17/04/2022
O2Là dia mirary fety sambatra ho an'ny mpifankatia rehetra ☺😊🙏🙏
14/02/2022

O2Là dia mirary fety sambatra ho an'ny mpifankatia rehetra ☺😊🙏🙏

🙏🙏🙏🙏
01/01/2022

🙏🙏🙏🙏

Tongava maro e!!! ☺😊👍👍👍👍
27/12/2021

Tongava maro e!!! ☺😊👍👍👍👍

Address

Lot VIF1 Andrefatsena
Ambositra
306

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when O2Là posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category