12/02/2025
💍Mariage A & H
Ny ekipan’ny Andon’ny Fitiavana dia maneho fisaorana lehibe tamin’ny fahatokisana napetrakareo taminay❤️
Ianareo koa, aza misalasala miantso anay raha mitady espace anaovana vodiondry, mariage, anniversaire, fivoriana orinasa, … na tolotra mifandray amin’izany :
✅Location salle de réception sy espace extérieur
✅Service de décoration
✅Service traiteur
✅Location sonorisation
✅Location tête de cortège
📩Raha mila fanazavana fanampiny na te hamandrika, aza misalasala mandefa hafatra miafina na miantso ny: 034 60 874 78
Am-pifaliana lehibe no handraisanay anareo
✨Manasa anareo ihany koa hanaraka ny pejy Instagram raha raha maniry ny hahita misimisy kokoa ireo sangan’asanay:
📍Toerana: Ambohidehilahy, Ambohidratrimo