GoDago GasiProd

GoDago GasiProd Maison de production créative basée à Madagascar
Événements • Audiovisuel • Concepts innovants
Créateurs d’expériences.

01/06/2026
😎🫡🫡 Miaraka @ Zokybe  KiKi(sonorisation) , 💥 zoky matihanina kou an! Tsy misy tsy mahafantatra rahaveo @ sehatry ny  fik...
25/05/2026

😎🫡🫡 Miaraka @ Zokybe KiKi(sonorisation) ,
💥 zoky matihanina kou an! Tsy misy tsy mahafantatra rahaveo @ sehatry ny fikarakarana fety ,
Merci Zoky kiki🙏 t@. Androany🫡

21/05/2026

🤣🤣🔥FANONTANINA TSY MAINTSY VALINA....
🔥 Extrait Vidéo kely
Idol Escape SAISON-1 Marion ofisialy

signé GoDago GasiProd
"On Crée.Vous Vivez."

Vaikako
Tahina Helison
Lebs
LEMEC
Nska Nska
Maki Prod
Marion Ramandaniarivo
Pounie RB
Toky Andriamahery
Razanajaona Raza
Vanhi Tinasoa

19/05/2026

🔥👊 🙏MERCI MARION T@
IDOL ESCAPE -SAISON1 🙏

🔥HO HAMPAFANTARINA ETO NY MOMBAN'NY IDOL ESCAPE -SAISON 2
👉 ARAHO HATRANY NY PEJY GoDago GasiProd SY Idol Escape

Nska Nska
LEMEC
Traiteur by Chef H.Tahina
Vaikako
Maki Prod
Lebs
Razanajaona Raza
Traiteur Mbola

18/05/2026

🔥🫵😎 RAIKITRA TY ARY E...

17/05/2026

🔥 Idol Escape SAISON1 -MARION

💥 Tonga any an-toerana ireo "Fans" ,hiona am Idol-ny (Marion)
💥"Visite" kely ny toerana...miaraka (Guide et Animateur)
💥 Cocktail de bienvenue ho an fans (invités)
💥 Fifandaraisana voalohany Teo @ Fans sy Marion

🔥👉 SANTIONANY KELY SY FANOMBOHANA NY FIARARAHANA MIARAKA Marion ofisialy MANDRITRA NY 24ORA...
🔥 SAISON ✌️ EFA HO AVY ...FA AZA MIALA😎😜
Vaikako
LEMEC
Nska Nska
Maki Prod
Tahina Helison
Marion ofisialy
GoDago GasiProd "on Crée.Vous Vivez"

💥🔥😁 FANAZAVANA KELY...👉 Idol Escape : "EXPÉRIENCE" VAOVAO ATOLOTRY GoDago GasiProd 📍FISITAHANA HIARAHAN'NY : "IDOL  SY F...
15/05/2026

💥🔥😁 FANAZAVANA KELY...
👉 Idol Escape : "EXPÉRIENCE" VAOVAO ATOLOTRY GoDago GasiProd

📍FISITAHANA HIARAHAN'NY : "IDOL SY FANS" ANY @ TOERANA IRAY
📍HIFANAKAIKY SY HIARA-HIAINA -NY IREO FANS MANDRITRA NY 24ORA
📍HIFAMPIZARA,HILALAO,SNS...TSY HISY ELANELANA INTSONY IANAO SY NY ARTISTE ANKAFIZINAO
📍 EXPÉRIENCE 💥V.V.VIP💥

🔥💥 IDOL ESCAPE : SAISON1 NIARAHANA TAMIN'I Marion ofisialy
🔥💥 HO ALEFA AO @ PEJIN "IDOL ESCAPE" SY "GODAGO GASIPROD." IREO FOTONA MAMY NIARAHAN I MARION SY FANS TAO ANATIN NY "SAISON 1"

🫵 💥🔥😎 SAISON 2 🔥💥 EFA HO AVY KA AZA TARAIKY TSONY ANJARA 🔥💥IDOL: SURPRISE🔥
GoDago GasiProd
Marion ofisialy
Idol Escape
Nska Nska
LEMEC
Maki Prod
Traiteur by Chef H.Tahina

🔥IDOL ESCAPE SAISON1  : "MARION "😎💥UNE EXPÉRIENCE UNIQUE 24H AVEC SON IDOLE🔥👉 HO ALEFA AO  "Idol escape" IREO FOTOANA MA...
14/05/2026

🔥IDOL ESCAPE SAISON1 : "MARION "

😎💥UNE EXPÉRIENCE UNIQUE 24H AVEC SON IDOLE
🔥👉 HO ALEFA AO "Idol escape" IREO FOTOANA MAMY NIARAHAN'IREO "FANS SY MARION" NANDRITRA NY 24H
🔥 NIFAMPIZARA,NIFANAKAIKY,NISITAKA LAVITRY NY ROTOROTO...
😁FOTONA IRAY TSY NANAMPAHA-ROA😁

👉 Idol Escape s
GoDago GasiProd "on crée.Vous vivez"

11/05/2026

😜 ...NA RY ZAREO AZA TSY MBOLA MAHAFANTARA IZAY TENA MIANDRY AN'ZAREO ANY....

🤔 IZY ARY LE IDOLE AN-DRY ZAREO ..Ô?
🔥👉COMSEO ARY OE..(asio commentaire ny dikan'io 🤣😜)

👉🔥 Idol Escape EXTRAIT SAISON-1 "DEPART"
Vaikako
GoDago GasiProd







🫴 🔥💥 ATAOVY ANATY COMS HOE NY IDOL-NAO...👉Idol Escape 🔥 "EXPÉRIENCE" FA TSY "ÉVÉNEMENT" Signé GoDago GasiProd
09/05/2026

🫴 🔥💥 ATAOVY ANATY COMS HOE NY IDOL-NAO...

👉Idol Escape 🔥 "EXPÉRIENCE" FA TSY "ÉVÉNEMENT"

Signé GoDago GasiProd




Address

Itaosy
Ambohibao
101

Telephone

+261387053965

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GoDago GasiProd posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to GoDago GasiProd:

Share