15/08/2026
🍽️ ARÔMA SERVICE TRAITEUR
Ny fotoana tsara, vao mainka mamy rehefa miaraka amin’ny sakafo tsara. ✨
Ho an’ny lanonana, formation, réunion na repas professionnel, ARÔMA dia mikarakara sakafo matsiro, madio ary kanto.
👨🍳 Ianareo mankafy, izahay mikarakara!
🌿 ARÔMA – Tsiro sy kalitao, amin’ny fotoana rehetra.