R.N Deco

R.N Deco Agence de Décoration pour tout type d’événement.

Offre également plusieurs services comme la confection de la robe de mariée, coiffure et maquillage, leçon de danse ou chores pour les mariés ou autres,...

R.N Deco en colaboration avec Sahameva (KNK) Ambatomitsangana.Thème rustique, composition florale, ballons, tissus,...
30/05/2019

R.N Deco en colaboration avec Sahameva (KNK) Ambatomitsangana.
Thème rustique, composition florale, ballons, tissus,...

12/04/2019

Faly miarahaba antsika , ny R.N Déco moa dia misahana ny resaka fanaingona ny toerana fanaovana lalonana toy ny fanambadina na ny "mariage" , ny fankalazana ny fitsingerenan' ny taona sy ireo lalonana mifindray toy ny batisa sns. Tsy izay ihany fa mbola misy ny tolotra hafa maro izay mifandraika amin' izay ihany toy ny fanamborana ny akanjon' ny mpanambady , ny fanjairana mora samihafa, ny fanaovana ny taovolo sy ny fanamborana ny tareha; eo ihany koa ny fampianarana ny dihy izay ataon' ireo mpanambady na hafa koa. Izay marihana fa efa matianina tokoa ireo mpikarara ary koa mora avokoa. Afaka tonga de miantso na koa mandefa hafatra ianao. Misaotra indrindra tompoko.

Address

Ambatomitsangana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when R.N Deco posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category