AFTA Informations de contact, plan et itinéraire, formulaire de contact, heures d'ouverture, services, évaluations, photos, vidéos et annonces de AFTA, Planificateur d’évènements, 56 Rue Edith cavel, Vitry-sur-Seine.

03/10/2025

SAMALA TOMPOKO OH
GEN Alefa lesy ben fa Zay ato arina manaraka na efa rabaine ny THÈME nena mou ty AFTA dia tsy maintsy misy resaka SAMBOSA sy ilay NEM . WAIN kely sisa fa zay kou tsy kivy Otrany ilay mahondro TONGOTROBY io tsy raim LACRIMOZEN Alefa lesy Z fa io tsy Mahery nohony setroka MASKITA sy ny setrokiny M dia hajao ilay emblème hiparitaka ny j’aime COMPOSER ny collagène Sura NY ELA NO MISY FA NY MANDRAKIZAY TSY MISY ZANY

12/09/2025

SALAMA TOMPOKO OH
MISY AFTA TSIKA ANDROANY AH

14/08/2025

SALAMA TOMPOKO OH
MISY AFTA TSIKA RARIVA AH
AMBIANCE FA TSY
AMBULANCE

08/08/2025

Tena miala tsiny fa tsy misy afta androany 🙏🙏

01/08/2025

SALAMA TOMPOKO OH
TSY DIA MISY KOZY BOBAKA FA AFTA AFTA AFTA AFTA

25/07/2025

Salama tompoko oh 🤝
Salama ry vahoka tonga ndray ny AFTA teo iany zay fa Tsy nitsoko 🤷🏽‍♂️ ka ra nona aza manoka 🥱fa ny kaly hipopoka ny TONGOTROMBY mafy choc mapihiratra 👀 ra poka 👁 sady tonga ty ny été 🌞matsiro be lay COMPOSÉ hapio sakay 🌶 kely ry sé mba hiakatra le degré 🤒 misy jus sucré🥤ao kou ny 16 🍾sy despé🍺 ny sky Tsy oublié aleo hifanona lay reuvé 🥂 allez y buvé fa aza adino ny mangé ny MASKITA 🍡🍢 efa paré sady be trafony be 🤤

18/07/2025

Salama tompoko oh
Tonga indray ty ilay vendredi indro ny AFTA @ lay plan Parsi misy tsaky misy Pi TONGOTROMBY ma jolie vraie fa Tsy copie hapio COMPOSÉ goutte et apprécie ty ilay pub somary comedie Tsy resaka no hapedina fa sotro sy vily saika adino délie MASKITA garnie ra mihosona menaka essuie so kobony ilay chérie oe homana be Kay lety 😂😂😂

11/07/2025

SALAMA TOMPOKO OH
AFTA AFTA AFTA

04/07/2025

SALAMA TOMPOKO OH
NDAO MBA HIARAKA EH
AFTA AFTA AFTA AFTA

27/06/2025

Salama tompoko oh
AFTA AFTA AFTA
AMBIANCE FA TSY AMBULANCE Eny Vitry Eny rariva AFTA

20/06/2025

SALAMA TOMPOKO OH
MANDE NY MANDE AH AFTA VITRY TSIKA RARIVA

13/06/2025

SALAMA TOMPOKO OH MISY AFTA ANDROANY AH VITRY IANY NY VITRY AH

Adresse

56 Rue Edith Cavel
Vitry-sur-Seine
94400

Téléphone

+33749492596

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque AFTA publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager