Dj Natty

Dj Natty Hip Hop specialist DJ and Turntablist since 1997.

Naka taxi dromadaire zay:🧑 : Any Madagasikara otrin ?đŸȘ : 15 000🧑 : Ataovy 12 ranga fa zay ny vola nay ađŸȘ : Andao ara fa ...
29/07/2026

Naka taxi dromadaire zay:
🧑 : Any Madagasikara otrin ?
đŸȘ : 15 000
🧑 : Ataovy 12 ranga fa zay ny vola nay a
đŸȘ : Andao ara fa za entina mafy b fa mlam tsika
😀😉

25/07/2026

Iza no mahatadidy an'ity vazo ity?
Nalaina tao anatin'ny compil Afondasy 3, hetsika anisan'ny nanome lanja an'ny rap Gasy.
Iza no tany t@ io?
Tatarao ny souvenir an lisany t@ io hetsika io.
"Ianao you - Marion, Big Jim Da, Singl'"

18/07/2026

Maromaro ny message azoko mba mangataka hoe mba andatsaho vazon'ny 18,3.
Hay tsianjery mihitsy ity t@ zany. Le refrain koa mlay b ary izay no mampiavaka azy @ ilay version album.
Tatarao eto ny souvenir an lisany t@ ity vazo ity.
"Mpamadika - 18,3"

05/06/2026

Adresse

Paris

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Dj Natty publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter L'entreprise

Envoyer un message Ă  Dj Natty:

Raccourcis

Partager

Catégorie