TSARA TSIRO

TSARA TSIRO "TSARA TSIRO" ou "BON GOÛT"

Notre Métier, Traiteur & Organisateur de Réceptions. C'est pour nous plus qu'un métier, un état d'esprit.

Miarahaba tompoko !Tsara Tsiro dia faly mandray anareo mandritra ny festival Tsika Jiaby! Hafa kely ity satria dia resto...
03/05/2024

Miarahaba tompoko !
Tsara Tsiro dia faly mandray anareo mandritra ny festival Tsika Jiaby!
Hafa kely ity satria dia resto Look’s malagasy no atolotray. Ianareo no misafidy izay tianareo hoanina!
Nohezahinay ho sakafo tena tsirony malagasy no arosonay ao koa dia nafaranay manokana avy any D**o i Chef Rolly hanome fahafam-po ho antsika rehetra. Isaorana koa iRindra sy ny ekipa izay vonona hanome ny tsara ho anareo.
Sakafo gasy ( plats, nem, sambos, masikita, lasopy, vary amin’anana spécial sns…)
Tongava eo aminay fa tsy anenina ianao !!

Amin'sabotsy mifankahita e....
28/03/2018

Amin'sabotsy mifankahita e....

19/03/2018

Miarahaba tompoko, any Lyon indray izany no fotoanantsika amin'ny RNS 31 Mars - 2 Avril amin'ity.Ho hitanao eo akaikin'ny podium central ny Tsara Tsiro.
Ahitanao ire sakafo efa nahazatra anao hatramin'izay ary koa hanolotra ny tsara hatrany ho anao.
Mbola hitohy....

18/03/2017
30/03/2016

Un grand Merci pour vous tous qui sont venus manger, boire, discuter chez nous pendant ce RNS 2016 ( la délégation officielle malgache, l'équipe de la CEN, les amis et connaissances, les visages familiers, les nouveaux clients qui vont revenir l'année prochaine,...).Merci pour vos mots de remerciement et d'encouragement.
Tsara Tsiro prendra une autre dimension l'année prochaine pour mieux vous servir.
Vous satisfaire est notre devise.
A l'annee prochaine RNS 2017.
L'équipe Tsara Tsiro.

30/03/2016

Misaotra betsaka anareo tonga maro dia maro nisakafo teo aminay nandritra iny RNS 2016 iny (ny tapaka sy namana, ny endrika tsy vaovao efa hitanay tamin'ny herintaona, ny izay vao nisakafo teo aminay).Misaotra betsaka ihany koa tamin'ny teny fankaherezana sy fisaorana nataonareo. Manosika anay hanao ny tsaratsara kokoa hatrany izany.
Hialana tsiny tompoko ny fiandrasana sy ny filaharana lava be nisy teo aminay fa hanao ezaka goavana izahay amin'ny herintaona ny tsy hampiandry anareo toa ireny intsony.
Tsara Tsiro tena mantianina sy mendrika anareo mpankafy anay no hiandry anareo indray amin'ny RNS 2017.
Misaotra tompoko.

Efa vonona ny nahandro tompoko!!tongava maro e!
26/03/2016

Efa vonona ny nahandro tompoko!!tongava maro e!

Misaotra tompoko!
08/03/2016

Misaotra tompoko!

M**o baolina frais isa-maraina mandritry ny RNS 2016.Ho hitanao ao amin'ny Stand Tsara Tsiro - Village de Madagascar.Ton...
08/03/2016

M**o baolina frais isa-maraina mandritry ny RNS 2016.Ho hitanao ao amin'ny Stand Tsara Tsiro - Village de Madagascar.
Tongava maro e!

28/02/2016

"...J’ai régulièrement pris mes repas auprès de ces traiteurs et en suis satisfait. Les prix demeurent raisonnables et c’est un bonheur de goûter aux plats typiques du pays. Sans vouloir faire de pub, j’espère que Tsara Tsiro reviendra proposer ses nems l’an prochain. D’autres m’ont signalé la qualité des « tongotr’omby." dixit Mr Olivier Ramanana-Rahary, Président du Comité Exécutif National de la RNS lors de son interview concernant le bilan de la RNS 2015.
Merci beaucoup Mr le Président. Nous vous invitons à venir nous voir pour gouter de nouveau à nos plats cette année.

Retrouvez l'interview complet : http://www.malagasyclubdefrance.com/rns-2015-vichy-cest-fini-cap-sur-2055/

Adresse

Créteil
94000

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque TSARA TSIRO publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager

Type