20/06/2026
Efa eto Stuttgart ny Tarika fa dia ianareo sisa no endrasana e🤙
Rariva ary miona ary
🎙🎙Reko Band
🎤Malala'Zay
🎧After Show: DJ Scraitix
✅️Hisokatra 20:30h ny vavahady
✅️Mbola misy Tapakila afaka jifaina eny an-toerana ho anareo mbola tsy nahazo‼️‼️