GANì-CATERING

GANì-CATERING Service traiteur eto Hamburg 🇩🇪
✅️ cuisine du monde 🍽🧃
✅️ sakafo malagasy 🇲🇬

28/02/2025

🥰😍 merci Larrah Nandrianina

🔥🔥🔥Salanitra tsikaaa jiaby eee 🔥🔥🔥 Efa mafotaka fikarakarana ato a! Kely sisa dia hoavy lay fotoana hifanomezana sy hiza...
10/02/2025

🔥🔥🔥Salanitra tsikaaa jiaby eee 🔥🔥🔥

Efa mafotaka fikarakarana ato a! Kely sisa dia hoavy lay fotoana hifanomezana sy hizarana Fitiavana 💕

P.S: Ho an'izay mbola mikasa ny anao commande Looks façon Gani, dia demain jusqu'à 13heures ny farany fandraisana commande!!! Ka kitakitana aryyy oaaa mandefa MP 🐷🐽

Misaotra ho an'ireo izay efa nandefa mialoha ny commande-ny 😘🙏🏼

Aza adino ary ny Event manaraka eto Hamburg amin' ny 15 Fevrier ho avy izao ao amin' ny Von-Elm- Weg 16, 22111 Hamburg ♠️♥️♦️♣️

Sura be daholo 👊🏼

Iza daholo moa no efa nanao reservation table??? Samy manao présence kely daholo ara eeee. ❤️❤️
08/02/2025

Iza daholo moa no efa nanao reservation table??? Samy manao présence kely daholo ara eeee. ❤️❤️

Salama daholo oh! J-8 tsika aanh 🥳❤️FÔSY JOKERA❤️Efa anaty fikarakarana be zahay hanomana zavatra tsara ho anareo. Handi...
07/02/2025

Salama daholo oh! J-8 tsika aanh 🥳

❤️FÔSY JOKERA❤️

Efa anaty fikarakarana be zahay hanomana zavatra tsara ho anareo.
Handihy isika! Hihira! Hanala azy! Hilalao! 🎉
Izay ialanareo eo no fetra

Omano ny hira am karak’s, misy titre an’i Njakatiana ao bedabe, ny toerana tsara ery mankalaza ny fitiavana afaka anaovana ny Challenge hakana video😉😁

Mbola misokatra foana ny famandrihana ny toerana/table. Aza misalasala manoratra na miantso. Taomy ny namana sy ny sakaiza. 🥂

Efa araka ny mahazatra sakafo sy zava-pisotro matsiro sy be isan-karazany amin’ny vidiny mirary eny an-toerana. 🤗 Mbola miverina amin’io ny masikita natsiro be tsy foinareo tamin’iny (matavitavy tsara) sy ny tsakitsaky hafa ary zava-baovao koa. 🤤

Rappel kely: payement Bargeld ou Paypal.

Miandry anareo hiaraka hifety eh!! 🎉

Salama jiaby oh 👋Ireto daholo ary fa efa vonona ny equipe antsika @ Gani Catering. Hanolotra anareo ambiance mafinaritra...
03/02/2025

Salama jiaby oh 👋

Ireto daholo ary fa efa vonona ny equipe antsika @ Gani Catering. Hanolotra anareo ambiance mafinaritra be @ 15.02 ho avy izao.

Hampatsiahivina fa efa manomboka teritery amin'izay ny toerana @ fetintsika io an, ka hoan'ny izay mbola tsy nanao Reservation de aza tara🥰
de aza adino iany koa ny mandefa ny commande amin'ilay Looks matsiro be Special Gani😋🐷🐷 ❤️

Raha mila fanazavana fanampiny de afaka mandefa hafatra miafina ianao na miantso direct ny numero misoratra eo ambany fa vonona ny hanome fahafahampo ny tsirairay avy zahay avy ato am GANì-CATERING 🥰❤️❤️❤️


́e

31/01/2025

🔊🔉Allo allo allo 📢📣

Tadidinareo ve ity salle manan-tantara an-dry GANì-CATERING ity ry zareo? 😂😍.. milamindamina toy izao ny equipe alohan'ny fotoana fa rehefa tonga kosa ianareo dia ho raisina amin'ny fomba makotrokotroka kaaaaaa

❤️ Tapa-bolana sisa dia efa ho feno anareo indray io toerana io.
❤️Tapa-bolana sisa dia hoe feno sakafo sy Looks ary boissons ireo latabatra ireo.
❤️Tapa-bolana sisa dia ho hafanainareo indray io piste io.
❤️ Tapa-bolana sisa dia ho feno FITIAVANA ny fiarahantsika.

Ho an'ireo izay mbola te hanao reservation toerana dia mbola tsy tara mihitsy ianareo. Ho an'ireo izay tia Pro spontan moa izany dia efa herzlich willkommen foana.

📌 Von-Elm-Weg 16, 22111 HAMBURG ao amin'i Onkel Finke no fotoanantsika amin'ny sabotsy 15 Fevrier dia tongava maro ry séri isany aa ❤️

27/01/2025

Tadidinareo ve ity fotoana ity? Mbola miandry anareo indray izahay amin'ny 15 Février ho avy izao ❤️..

Mbola afaka manao réservation foana an. Dia mankasitraka ireo izay efa nanao reservation toerana sy reservation amin'ilay Look's beeee spécial.

Karaoké, dance, sakafo be, speed dating, meilleur look. Ireo no miandry anareo ao fa dia
amin'io izany no hifanaovantsika fotoana indray...

❤️❤️ dia ho tafahaona samy tia e ❤️❤️

Dia mbola faly miarahaba antsika rehetra tanora malagasy indray izahay ato @ Gani Catering @ ity zoma magnifique be ity....
24/01/2025

Dia mbola faly miarahaba antsika rehetra tanora malagasy indray izahay ato @ Gani Catering @ ity zoma magnifique be ity.

Eto dia mbola hampatsiahivina isika fa mbola misy toerana malalaka ny @ événement izay ho hatao @ 15 février ho avy izao, ka araraoty fa efa vitsivitsy sisa izy ao.
Mankasitraka be ho an’ireo izay efa nandray anjara sahady izahay, alefako ihany aloha ny coeur be ♥️ ♥️♥️.

Efa maro ihany koa ny nanao précommande Looks Tsaky be spécial Gani annn 🐷 🐷 🐷 . Mafinaritra e, mbola mandray foana izahay aloha ho an’izay mbola te hanandraka an’io Tsaky Looks be io, mikarepoka tsara 😋

Tongava maro, hataontsika tena mahafinaritra ny ambiance e.



♠️♥️Iza no efa tsy mahandry ilay fotoana ary e ? ♠️♥️Tsy ho an'ny mpitady JOKERA  sy ny mpifankatia irery ihany ny fetit...
21/01/2025

♠️♥️Iza no efa tsy mahandry ilay fotoana ary e ? ♠️♥️

Tsy ho an'ny mpitady JOKERA sy ny mpifankatia irery ihany ny fetitsika fa ho an'ireo izay tia mi-karaks koa an. 🎵🎶🎤
Dia tonga dia homano dieny zao ary ny hira ho hangatahanareo na ho atolotrareo amin'io fotona io mba ambabo ny fon'i Séérrriii 😂❤️.. Dia na hiram-pitiavana na ventson'ny celibataire dia ho alefatsika eo daholo 😂😂

Mamerina ny fisaorana ho an'ireo izay efa nividy billet ary manentana ireo zay mbola tsy nividy ihany koa hiroso amin'izany sao rehefa farany eo ndray vao hirodorodo annn!

Efa tsy andrinay ooo 😇😇

Raha manana fanontaniana dia indreto izahay vonona hamaly

Miarahaba atsika rehetra eh! Mampatsiahy anareo fa ny dress code (code couleur🔴⚪️⚫️) tsika tsy obligatoire akory anh. 😄N...
17/01/2025

Miarahaba atsika rehetra eh!

Mampatsiahy anareo fa ny dress code (code couleur🔴⚪️⚫️) tsika tsy obligatoire akory anh. 😄

Ny mpanentana Chef Rija kosa anefa dia hanomana Speed Dating hoanareo izay vonona. Tsy manina fa akipinay ny masonay na ina na ina ny couleur an’ny akanjonareo! 😇

Efa nalefa ihany koa ny resaka fa hisy fisafidianana ny meilleur look (féminine sy masculin) amin’io. 🙌💯
Aza adino ny mianjaika izany na hoan’ny Speed Dating na ho an’ny Meilleur Look.💃🕺

De sady mandefa fisaorana sahady koa ho an’ireo izay efa nandray anjara. 🙏🫶

Ho an’ireo mbola, dia manasa hatrany eh!

Tongavà maro ary! Tsy andry ny hahita anareo rehetra hianjaika be. — surexcité(e), à Hambourg.

Salama harivariva tsika jiaby e 👋Efa vonona ve isika  hiara hifaly sy hikorana e? 🤩🤩 Ho anay, efa tsy andry ery ny hahit...
13/01/2025

Salama harivariva tsika jiaby e 👋

Efa vonona ve isika hiara hifaly sy hikorana e? 🤩🤩
Ho anay, efa tsy andry ery ny hahita anareo indray !! 🤗❤️ ❤️

Tahaka izao zahay Gani rehefa mikarakara ny commande nareo 🍲🍝
sady tena matotra be otran'izao ny chef rehefa ao an-dakozia ao an!! 👨‍🍳😁

‼️ Momban'ilay Looks 🐷🐷‼️
🍻 Efa afaka mandefa ny reservation sahady ianareo fa sur commande iany izy io ❤️❤️

🍻 Ny famamdrihan-toerana koa mbola misokatra hatrany, ka aza tara fa tena voafetra iany ny toerana. De mankasitraka sahady ihany koa ho an'ireo efa nanao reservation izahay ❤️❤️

10/01/2025

Salama daholo

Indro ara ny fanazavana fanampiny momba ilay evenement antsika amin'ny 15 fevrier.

❤️♠️ dia samy ho tafahaona samy tia ao daholo ♠️❤️

Adresse

Hamburg

Telefon

+4915259543326

Webseite

Benachrichtigungen

Lassen Sie sich von uns eine E-Mail senden und seien Sie der erste der Neuigkeiten und Aktionen von GANì-CATERING erfährt. Ihre E-Mail-Adresse wird nicht für andere Zwecke verwendet und Sie können sich jederzeit abmelden.

Teilen