Real Event

Real Event Équipe jeune, passionnée et dévouée, spécialisée en animation événementielle : anniversaires, mariages, fiançailles et fêtes privées.

Basée à Freiburg (Allemagne), avec sonorisation, lumières et groupes musicaux pour toutes générations.

17/07/2026

Une soirée...
Des retrouvailles...
Une communauté 🇲🇬🇲🇬

Mbola hitohy...

05/07/2026

Préparez-vous, quelque chose de grand arrive bientôt ! Restez connectés. 😉

📸 Sarisary nandritra ny  Tena nahafinaritra anie oa ry zareo ny tany e 🥰, Saika tsy tapitra raha tsy tamin'ny 8ora marai...
01/07/2026

📸 Sarisary nandritra ny

Tena nahafinaritra anie oa ry zareo ny tany e 🥰, Saika tsy tapitra raha tsy tamin'ny 8ora maraina, fa malaina ny hisaraka daholo 🤩

📌Mbola ho avy ny manaraka an!😊
Aza adino hatrany manaraka ny pejy sy ny site web Real Event

🔗https://www.realevent-de.com/🌏

Salut la famille🤗Misaotra ilay Ray ao ambony fa tanteraka soa amantsara ny   , izay natao ny 27 jona 2026 🙏Na dia teo az...
29/06/2026

Salut la famille🤗

Misaotra ilay Ray ao ambony fa tanteraka soa amantsara ny , izay natao ny 27 jona 2026 🙏

Na dia teo aza ny tebiteby lehibe mikasika ny marim-pana, dia mbola tonga maro be ianareo niara nifaly🥰. Nanampy anay ianareo nanatanteraka iny fety iny ary voahaja daholo ny fepetra napetraka👌, porofo lehibe fa tsy nataontsika ambanin-javatra ny firaisankina malagasy 🇲🇬

Ny hamintinana azy dia ny hoe "Mankasitraka tompoko oh! 🙏

📌Mbola ho avy manaraka eo ny sary fa aza miala lavitra , aza adino manaraka ny pejy 😉

🔗 https://www.realevent-de.com/ 🌏

🤗𝓜𝓫𝓸𝓵𝓪 𝓪𝓽𝓸 𝓭𝓪𝓱𝓸𝓵𝓸 𝓿𝓮 𝓸𝓱! 🤗 Hiarahantsika mahalala ny zavamisy mahakasika ny toetr'andro amin'izao🌞🌞🙀.☝️ Rehefa nandinika...
26/06/2026

🤗𝓜𝓫𝓸𝓵𝓪 𝓪𝓽𝓸 𝓭𝓪𝓱𝓸𝓵𝓸 𝓿𝓮 𝓸𝓱! 🤗



Hiarahantsika mahalala ny zavamisy mahakasika ny toetr'andro amin'izao🌞🌞🙀.

☝️ Rehefa nandinika lalina ny mpikarakara, eo ihany koa ny fangatahan'ny olona maro izay efa tena vonona ny handeha, dia tapaka ny hevitra fa ho tanterahina ihany ny 🇲🇬INDEPENDENCE NIGHT ao 📍Lortzingstraße 1a, 79106 Freiburg 🤗.

🥵 Ny kosa efa ❌annulé.

❌🚫 FA SAINGY ❌🚫
Hisy ny FEPETRA maro ho raisin'ny mpikarakara mikasika ny fitaintainantsika rehetra.🙏

📍Nahemotra 22h ny soirée (Mba somary efa midikidina ny maripana 😊)

🙏Na dia eo aza ny fepetra raisinay mpikarakara, dia mba manentana antsika rehetra hatrany anefa hiara- hientana amin'izay sahaza azy ( fitondrana rano, akanjo mangatsitsiaka...) 🙏

📌Ka noho izany rehetra izany, malalaka ny safidy ho an'ny tsirairay 🙏😊
Merci pour votre compréhension 🙏😊 fans

Mankasitraka 🙏

26/06/2026

𝘼𝙧𝙖𝙗𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙣𝙖𝙝𝙖𝙩𝙧𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙣𝙮 "𝘼𝙨𝙖𝙧𝙖𝙢𝙖𝙣𝙞𝙩𝙧𝙖" 𝙞𝙨𝙞𝙠𝙖 𝙈𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮 𝙧𝙚𝙝𝙚𝙩𝙧𝙖 🇲🇬🇲🇬

---
🤍❤️💚 Izahay ekipan'ny Real Event dia mirary fety sambatra ho antsika tsirairay avy🥳

Eh hop!!🇲🇬🇲🇬 BetsyDe EV Ofisialy Real Event Valé Manda Ny Aina Efa tonga reto ny tee-shirt, casquette, ensemble short et...
24/06/2026

Eh hop!!🇲🇬🇲🇬 BetsyDe EV Ofisialy Real Event
Valé Manda Ny Aina
Efa tonga reto ny tee-shirt, casquette, ensemble short et tee-shirt aaa!!!
Satria thème malagasy no amin'ny ny 27 juin 2026 izao dia 'ndao mba hiaraka anao an'ireto akanjo ireto isika e!😍.
Taille : XS . S. M .L . XL . XXL

📌Alefaso MP haingana ary ny commande fa efa vitsy sisa izy ato

🔗https://realevent-de.com/event/independance-day/
🔗https://realevent-de.com/event/independance-night/
🔗https://www.realevent-de.com/

Hello hello 🤗🤗🚨Une nouvelle étape pour RealEvent : notre site web officiel est désormais accessible ! 🤩🤩👇👇👇👇👇👇🔗 https://...
23/06/2026

Hello hello 🤗🤗

🚨Une nouvelle étape pour RealEvent : notre site web officiel est désormais accessible ! 🤩🤩
👇👇👇👇👇👇
🔗 https://www.realevent-de.com/ 🌎
🔗 https://www.realevent-de.com/ 🌎
🔗 https://www.realevent-de.com/ 🌎
🔗 https://www.realevent-de.com/ 🌎

Découvrez dès maintenant la version (V1) de notre site web officiel.
✅ Nos services et événements
✅ Nos photos et galeries souvenirs
✅ Nos actualités
✅ Nos partenaires et notre équipe
✅ Un formulaire de contact et nos réseaux sociaux

Et ce n'est que le début ! 👀
La version V2 arrivera prochainement avec de nouvelles fonctionnalités majeures :

🎫 Plateforme de billetterie pour organisateurs d'événements
🎟️ Achat de billets en ligne
👤 Espace client personnalisé
✨ Et bien d'autres nouveautés

🌟 L'aventure RealEvent ne fait que commencer : rejoignez-nous dès maintenant et suivez la suite ! 🤗

18/06/2026

Waouh! Mahafinaritra kely ery 😍

Aza adino ny fotoanantsika Malagasy rehetra zay eto Allemagne 👉

📆27 juin 2026
Anaovy ny akanjo malagasy zay anananao , dia 'ndao ho ataontsika mamirapiratra 🇲🇬 i Allemagne

Vidim-pidirana : 5€ (Afaka jifainao eny an-toerana)
🕞16h-20h : Pic nic en famille
🕘21h : Soirée Malagasy

Adresse

Konradin-kreutzer Str
Freiburg
79106

Webseite

Benachrichtigungen

Lassen Sie sich von uns eine E-Mail senden und seien Sie der erste der Neuigkeiten und Aktionen von Real Event erfährt. Ihre E-Mail-Adresse wird nicht für andere Zwecke verwendet und Sie können sich jederzeit abmelden.

Service Kontaktieren

Nachricht an Real Event senden:

Verknüpfungen

Teilen