21/09/2026
👉 Soraty ao amin’ny commentaire eto ambany ny hira Mahaleo tianareo indrindra, na ilay hira tena tianareo hohenoina mivantana amin’ny 05 Desambra 2026 🎤🎸
📩 Rehefa voaray ny soso-kevitrareo dia halefanay any amin’ny mpanakanto izany, mba hahafahan’izy ireo mandray an-tanana izay hira tena hiandrasanareo🔊.
🔗https://www.tapakilako.com/evenements/revy-mahaleo/1