Royal Vision Event

Royal Vision Event Vivez un moment unique 🥂

Sary vitsivitsy tamin’ny « Gasy Misoma 1 » Shyn& Denise + MbintsJmsh 🔥🔥🔥🔥🔥Nafana iny 🔥🔥Mankasitraka 🫶🏻
28/06/2024

Sary vitsivitsy tamin’ny « Gasy Misoma 1 » Shyn& Denise + MbintsJmsh 🔥🔥🔥

🔥🔥Nafana iny 🔥🔥

Mankasitraka 🫶🏻

16/06/2024

Mankasitraka tompoko

Izahay ato amin’ny ekipa Royal Vision Event dia misaotra anareo rehetra nanohana sy niara-nisoma tamin’I Shyn & Denise ary DJ MbintsJmsh.

Mbola hitohy……

RVE

🚀 NRW MISAOTRA 🚀🔥🔥🔥Izahay ato amin‘ny ekipan‘ny Royal Vision Event dia mankasitraka anareo rehetra tonga nanatrika sy na...
09/06/2024

🚀 NRW MISAOTRA 🚀

🔥🔥🔥Izahay ato amin‘ny ekipan‘ny Royal Vision Event dia mankasitraka anareo rehetra tonga nanatrika sy nankafia mozika niarahana tamin‘i Shyn& Denisy sy ny ekipany ary Mbints Jmsh 🔥🔥🔥🔥
Voalohany iny ho anay ary tena nahatsapa izahay fa notohananareo na misy ary ireo mbola lesoka. 🙏

Mampita ny hafatra avy amin‘ireo Artistes antsika ihany koa fa „Tena faly sy nankafia ilay fotoana“ omaly zareo.

Hoavy tsy ho ela ny sary 📸📷

Arahabaina ihany koa ireo nahazo ny loka. Hanoratra anareo mivatana tsy hoela izahay. 🎁💐

Mirary soa antsika rehetra

{ Royal Vision Event }

09/06/2024

Misaotra NRW 🔥🔥🔥

Mankasitraka be an’ireo tonga avy lavitra ihany koa.

J-2 🔥Shyn& Denise / MbintsJmsh⏱️ 21h📍 Nohlstraße 68, 46045 Oberhausen💶Prévente : 35€/Sur place: 40€/ VIP: 50€ 🎯 Réservat...
05/06/2024

J-2 🔥
Shyn& Denise / MbintsJmsh

⏱️ 21h
📍 Nohlstraße 68, 46045 Oberhausen

💶Prévente : 35€/Sur place: 40€/ VIP: 50€

🎯 Réservation: Page Royal Vision Event
📞: +49 157 83983849

31/05/2024

Aiza avy ireo te hanala……. Omena malalaka daholo 💃

Efa akaiky ny fotoana J -8 🔥🔥

💶Prévente : 35€/Sur place: 40€/ VIP: 50€

Vonjivonjeo fa ny toerana voafetra.

🎯 Réservation: MP, Page Royal Vision Event
📞: +49 157 83983849

🔥Gasy MISOMA 1🔥‼️Hisy FISARIHINA mandritra ny seho ‼️🔷 Lot 1: Fivahinianana ao amin‘ny Hotel 4 Etoile iray ao Frankfurt ...
14/05/2024

🔥Gasy MISOMA 1🔥

‼️Hisy FISARIHINA mandritra ny seho ‼️

🔷 Lot 1: Fivahinianana ao amin‘ny Hotel 4 Etoile iray ao Frankfurt ho an‘olona roa

🔷 Lot 2: Miverina aminao ny Vidin‘ny ticket Shyn&Denise amin‘io andro io ho an‘olona iray

🔥Shyn sy Denise 🔥

📅 08 Jona 2024 manomboka 21h
📍club Queen's Nohlstraße 68, 46045 Oberhausen

🎧 Ambiance clubbing pour la deuxième partie avec:
📀 DJ Surprise 🔥

🅾️ PLACES LIMITÉES

💶Prévente : 35€/Sur place: 40€/ VIP: 50€
🎯 Réservation: MP, Page Royal Vision Event
📞: +49 157 83983849

&Denise ’s

📅 SAVE THE DATE  :  Asabotsy, 8 Jona 2024 🔥🔥Concert miaraka amin’ny Artistes Gasy 2 lehibe 🔥👑Soirée DJ 🔥🔥🔥👌🏻 📍 Toerana :...
03/05/2024

📅 SAVE THE DATE : Asabotsy, 8 Jona 2024 🔥🔥

Concert miaraka amin’ny Artistes Gasy 2 lehibe 🔥👑
Soirée DJ 🔥🔥🔥👌🏻

📍 Toerana : Oberhausen

💻 Efa kely sisa dia hisokatra ny fividianana tapakila

❗️❗️Hoavy tsy ho ela ny fanazavana fanampiny ❗️❗️

Royal Vision Event

Adresse

Düsseldorf

Webseite

Benachrichtigungen

Lassen Sie sich von uns eine E-Mail senden und seien Sie der erste der Neuigkeiten und Aktionen von Royal Vision Event erfährt. Ihre E-Mail-Adresse wird nicht für andere Zwecke verwendet und Sie können sich jederzeit abmelden.

Teilen