ABC Event

ABC Event Service traiteur eto Berlin🥒🥝🍇🥗🥩
Manao spécialité sakafo Malagasy 🫶🏽

Mariage J♥️MMirary ny soa sy ny tsara ho azy mivady kely💖🌹Latabatra voaravaka amin’ny lamba miloko maitso "sauge" ,vonin...
03/08/2025

Mariage J♥️M

Mirary ny soa sy ny tsara ho azy mivady kely💖🌹

Latabatra voaravaka amin’ny lamba miloko maitso "sauge" ,voninkazo fotsy mamerovero, labozia manome hazavana malefaka…🌼🌸

Sakafo manitra misy tsiro avy amin’ny natiora, ravaka avy amin’ny fo.💖

Mariazy iray izay miara-mampiray ny fitiavana, ny fahadiovan’ny endrika, ary ny hakanton’ny fomban-drazana sy tsiron’ny nosy. 💚🍍🍤

ABC Event Team💫♥️

Mariage S♥️RArahabaina etoana ianareo mivady ary mankasitraka indrindra nisafidy sy nahatoky anay tamin'ny fikarakaràna ...
26/07/2025

Mariage S♥️R

Arahabaina etoana ianareo mivady ary mankasitraka indrindra nisafidy sy nahatoky anay tamin'ny fikarakaràna rehetra🥰🌺.

Ny loko "Bleu et or " no nosafidian'izy roa kely nandravahana ity andro lehiben'izy ireo ity
🎉✨.

Andao ary arahintsika an-tsary ☺️👉🏽

Team ABC Event dia vonona hanome fahafaham-po atsika rehetra hatrany🙏🏼💖

Mariage civil M♥️SMbola faly miarahaba ary mankasitraka azy mivady kely nisafidy ny ABC Event nanao ny sakafo ary ny hai...
24/07/2025

Mariage civil M♥️S

Mbola faly miarahaba ary mankasitraka azy mivady kely nisafidy ny ABC Event nanao ny sakafo ary ny haingo tamin'ny fisoratam-panambadian'izy ireo🙏🏼

Pack complet pour 15 convives moa no nalain'izy ireo: Cocktails, Entrées froide, Plat de résistance, Gateau ary décoration de base💖🌺

Ianareo ihany koa izay maniry hiara-hiasa aminay dia vonona hatrany izahay hanome fahafaham-po sy hanao tsara kokoa hatrany ho anareo❤️

Afaka manoratra ato @ Pejy na koa manoratra mivantana @ whatsapp : 01607520492☺️

ABC Event Team💖

Mariage civil B&L ♥️Dia mbola faly miarahaba azy roa kely hatrany 🎉😘Faly izahay fa afaka nandray anjara tamin’iny fotoan...
16/05/2025

Mariage civil B&L ♥️

Dia mbola faly miarahaba azy roa kely hatrany 🎉😘

Faly izahay fa afaka nandray anjara tamin’iny fotoana manokana iny ary faly ihany koa fa nahafapo sy nahafinaritra anareo ny sakafo sy ny tolotra natolotray.🤗🌼

Ny fahafaham-ponareo no laharam-pahamehanay, ary vonona foana izahay hiara-miasa aminareo indray amin’ny fotoana manaraka.💫

Tolotra Pack complet : Cocktail, Entrée froide, Entrée chaude, 2 Plats de résistance, Dessert 🌺🌻🍀

📸Yannick Faneva Rajemiarison merci☺️🙏🏼

ABC Event Team♥️

Mariage civil H&N ♥️Miarahaba azy roa kely nahatontosa ny fisorat-panambadian'izy ireo🫶🏽 Mankasitraka be die be ihany ko...
15/04/2025

Mariage civil H&N ♥️

Miarahaba azy roa kely nahatontosa ny fisorat-panambadian'izy ireo🫶🏽

Mankasitraka be die be ihany koa nahatoky anay ABC Event t@ fikarakaràna ny sakafo sy ny haingo t@izany🙏🏼

Ho anareo izay mbola hikarakara lanonana ihany koa, mbola vonona foana izahay hanome ny soa sy ny tsara hatrany ho atsika rehetra🥳💐

ABC Event Team♥️

Mariage civil du 27.02.2025♥️                      Félicitations K&M💍Couple mamy kely sady havana ihany moa izy    ireo☺...
28/02/2025

Mariage civil du 27.02.2025♥️

Félicitations K&M💍

Couple mamy kely sady havana ihany moa izy ireo☺️🫶🏽

Mankasitraka indrindra anareo nanankina taminay ny fikarakaràna rehetra🍇💐🥙🧆🍚

18/02/2025

Indreto indray izahay fa voaantso fanindroany nanao ny sakafo t@ Biofach Messe Nürnberg 2025 t@ 11-12-13 Febroary lasa teo.

Efa nanao ny sakafo moa t@ erintaona saingy noho ny fahasahiranana kely dia tsy azo ny sary 😅

Sakafo malagasy ho an'olona 100 mahery teo @ Stand Madagasikara moa no natao: Vary, Ravitoto sy hen'omby, Lasary, Hors'oeuvre à la malagasy, Nem, Sambos, M**o mangahazo, Koba ravina, Voankazo, zava-pisotro isankarazany🧄🧅🥕🍅🥒🥥🥝🍉🍇🥗🫕🥙🥩

Teo @ mozika moa dia nisy an'i zokibe Eric Manana sy ny namany nanentana.

Toy ny t@ erintaona dia vetivety dia lany ny sakafo rehetra ary anisan'ny nampihetsim-po anay ny nilazan'ireo vahiny maro hoe : " Very good food, very good musik and very good people " ♥️🫶🏽

Ankafizo ary ny horonantsary oo☺️

Mariage civil du 20/01/2025♥️♥️Ity mariazy ity indray no entinay miarahaba atsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 202...
16/02/2025

Mariage civil du 20/01/2025♥️♥️

Ity mariazy ity indray no entinay miarahaba atsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2025🫶🏽🥳

Ary mamerina ny fiarahabana azy roakely nahavita soa ny fisoratam-panambadiany🙏🏼☺️

Toy ny mahazatra dia tamin'ny fo feno fitiavana be no nanaovanay ABC Event ny sakafo sy ny haingo🫶🏽☺️

Ho atsika rehetra izy hikarakara lanonana sy fety dia aza misalasala mifanoratra mivantana aminay ☺️

♥️ Mariage civil F&V ♥️"Afa-po izahay fa misaotra betsaka " hoy izy roa kely☺️Eny, tam-pitiavana sy fifaliana be no nika...
07/08/2024

♥️ Mariage civil F&V ♥️

"Afa-po izahay fa misaotra betsaka " hoy izy roa kely☺️

Eny, tam-pitiavana sy fifaliana be no nikarakarainay ABC Event ny sakafo sy haingo tamin'ny fisoratam-panambadian'izy ireo izay namana ihany🌺

Nahafinaritra tokoa ny lanonana ary ny masoandro mody no nampalaelo 🥳😁

Mirary soa hatrany ny tokantranonareo🌹♥️☺️

ABC Event ♥️

Mariage civil J&T ♥️ Tamin-kafaliana hatrany no nikarakaranay ny sakafo sy haingo tamin'ny fanambadian'izy mivady 🌸🌸Ny z...
12/06/2024

Mariage civil J&T ♥️

Tamin-kafaliana hatrany no nikarakaranay ny sakafo sy haingo tamin'ny fanambadian'izy mivady 🌸🌸

Ny zavatra rehetra ataonay moa na ny sakafo, na ny haingo dia manaraka hatrany ny hetaheta sy ny fangatahan'ny mpanjifa ☺️☺️

Izahay ABC Event dia mirary soa ho anareo mivady hatrany 💝

Adresse

Berlin

Webseite

Benachrichtigungen

Lassen Sie sich von uns eine E-Mail senden und seien Sie der erste der Neuigkeiten und Aktionen von ABC Event erfährt. Ihre E-Mail-Adresse wird nicht für andere Zwecke verwendet und Sie können sich jederzeit abmelden.

Teilen